Fomba fijery isaky ny firenena

21. kally ( 03/12/2004 16:12)
Fijo>Andao ary!mitondrà bodofotsy fa mangitsy be any sady rehefa mi-bal hariva androky ka maka pantenera dia sakobonina ao anaty lamba sady mandihy bolozy :lol:
22. ikaretsaka ( 06/12/2004 05:55)
mamitiana> fa akory ndriko ro tsary manoa famadihana.. tsary te hihinan avary be menaka?
23. xxx ( 06/12/2004 09:20)
iaho rô da tsy tia miantsoantso ny fanahin\'ny razana koh ! mavozo maré an\'Ara rô ia
mamitiana
24. kally ( 06/12/2004 14:09)
Fa angaha ve ny mamadika miantsoantso ny fanahin\'ny razana ry Mamitiana,fa ohatry ny an\'ny sasany izao manatitra voninkazo ny azy no fahatsiarovany ireo havany maty,ny sasany ny famonosan-damba no solon\'izany sa ry Mamitiana efa nahita niantso fanahin\'ny razan?Dia ahoana hoy izy niantso azy?
25. tsiperifery ( 06/12/2004 14:33)
hojijy miantso azy hoe : \" Razana ô ! Razana ô ! Mamy ny tiana fa omeo kally e ! \" :lol:
26. xxx ( 06/12/2004 15:29)
raha ny tena izy tsy azo atao izany mamadika izany ao anaty baiboly.
mamitiana
27. kally ( 06/12/2004 19:41)
Tsy novalian\'i Mamitiana anie ny fanontaniako tery ambony e! manjary manao resaky ny moana sy marenina isika raha tsy valian\'i Mamitiana ny fanontaniako.
28. fijo ( 07/12/2004 00:34)
ka izy jamba tsy mahita hafatsy ny ao anaty baiboly ko
29. fijo ( 08/12/2004 23:49)
haleo hanao letsy e
30. kitjo ( 09/12/2004 04:02)
za ko aloha tsy mamadika e, le miantsoantso razana sy milanjalanja reny

fa nefa mamono lamba fts refa hoe elaela mba oh hoe fahatsiarovana
31. bichette ( 09/12/2004 07:32)
ireny mamadika ireny ve tsy mampitomany indray ? lasa malahelo ilay olona maty
32. kally ( 09/12/2004 14:40)
bichette>ny olona maty ange raha akaiky anao alahelovana sy tsaroana foana e! na dia eritreritra mitopy aza dia manganohano ianao,ka na mamadika na tsy mamadika tsy misakana anao tsy hanganohano.
33. chipie1 ( 09/12/2004 14:44)
za alou de tsy mahataty mijery e!
za kou tsy mamadika
34. fijo ( 09/12/2004 22:36)
marina izany ry kally.raha maty aho dia ahatsiaro ahy foana ianareo ato ka.
35. kally ( 09/12/2004 22:41)
Eeeh!voa mafy Chipie ny anay vary be menaka sy ny bal amin\'ny alina mitora-jofo ambiansy be rehefa famadihana koh!
36. kitjo ( 10/12/2004 15:28)
fijo> zay ndray kosa aloha dia marina e.....
Ho ela vel fijo :-P
37. chipie1 ( 10/12/2004 16:51)
kally> le mahita anlé faty no tiako ho tenenina ka , fa tsy resaka bal hihihi
38. ikaretsaka ( 10/12/2004 19:27)
ny ahy aloha @ io resa-pamadihana io dia tsotra ihany e..
ny ahy ny fiainako aloha dia misy fotoanany aby ny zava drehetra. rehefa fotoanan\'ny famadihana dia ampirimina ny baiboly fa culture no mandeha eo fa tsy fivavahana.. ny maha gasy ahy no mandeha eo fa tsy ny maha kristianina.

ohatranareo rehefa hiaraka hidodo.. na hisotro toaka ve de atao sous verre koa ny baiboly? trop loatra kosa raha izay
39. xxx ( 10/12/2004 23:18)
kristianina Alahady tapatapany, gasy ririnina tapatapany, mamo lava sabotsy tapatapany,

MPIHATSARAVELATSIHY
40. ikaretsaka ( 10/12/2004 23:53)
ilay fizaraan azy io..voalazan-drazokinibe ange hoe meo an\'i anona ny an\'i anona de ho an\'i anona ny an\'i anona e.. dia samy apetraka @ plasiny ilay izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1332