Mivoatra ve ny style?
61. kally
(
24/11/2004 18:20)
Ary aza dia manao ara-maso loatra anie ianao Ramaso fa sao iharan\'ny ar marsiô eo ange ianao e!
66. xxx
(
26/11/2004 22:23)
Raha tsy maika loatra ramaso dia tsy ho nitatatata nanoratra \"ata\" :wink:
Tsy art velively no ataonao fa hira fanao eny anelakelan-trano satria betsaka ny teny tsy fanoratra toy ny hoe : Za, de, sns.
Manontany tena aho hoe ndrao dia mivoatra ho any amin\'ny tsy tokony ho izy ny style-nao ramaso ? :evil:

68. ikaretsaka
(
26/11/2004 22:43)
Ara daholo io Razaky linina a..
Ho\'zy I Mere Theresa izay hoe \" ny zavatra vitako tsy mety ho vitanao... ary ny zavatra vitanao tsy mety ho vitako. fa rehefa miaraka sy mifanampy. dia zavatra 2 tsy misy mahavita no vitantsika\"

70. ikaretsaka
(
27/11/2004 16:55)
sao de hanahirana izany razakl fa za somary malala tsaina be izay ka mety ho tafitohina ihany ianao