Fanamarinan- tena sy fanaratsiana ny hafa
21. kinaoly
(
20/11/2004 10:45)
nareou ve tsy mahita we zany no nahazonle eglise universelle du royaume de dieu iny ol bedabe tany dago, tamvolou ry zareou tsy nanaratsy n\'izan\'iza de nazotou ny ol nande nakany,
fehiny, mila manova strategie de marketing ny ol sasany raha te hahazo ol @ fivavahana :-P

22. ikaretsaka
(
20/11/2004 14:52)
kinaoly> tsy haiko aloha fa za aloha tsy nankany e..
fa ny hitako indray dia ny katolika sy protestant (FJKM) sy loteranina sy anglikanina @ zao fotoana..
tsy misy mandeha mitory teny eny analakely na mitety trano ry zareo nefa dia hifandriatana ny trottoir atao parking rehefa tonga ny alahady sy/na fandraisana

23. pitchou
(
21/11/2004 10:25)
ny fahitako azy r\'ireto misy ny an\'ny sasany fitadiavam-bola fotsiny a! tsy hiteny aho hoe iza na iza an! fa otran\'ny manadala olona fotsiny azahoam-bola!
24. jhouhlambout
(
21/11/2004 18:44)
Ka raha mandinika tsara nareo dia manana villa be sy fiara milay be foana lé mpitarika an-dry zareo ireny!! ... tena mandeha be mihintsy ny business ao ka....
26. kinaoly
(
23/11/2004 18:06)
ika> tssss, za kou tsy tany fa nisy fotoana zareo nahazo kil be :-P
ka misy manome fahafolonkarena zany le izy kou, de aveo koa misy we ny fengonana no miantoka ny vokansin\'ilay mpitarika andry zareo :?

27. fijo
(
23/11/2004 22:04)
ka raha izay dia aleo za no mitaky ko.samy mba te hoentohana vokansy anie e
28. booboo
(
26/11/2004 15:43)
ouz lé emperreur boudhiste iraika zay oe : \" on ne devrait pas honorer seulement sa propre religion et condamner les religions des autres, mais on devrait honorer les religions des autres pour cette raison-ci ou pour cette raison-là. \". hitako tena marina io raha te hahay hi - \" tolerer \" ny doctrinesn\'ny finoana hafa.
30. booboo
(
30/11/2004 07:53)
aaa fanajana tsy midika mitsy oe tsy maintsy hino ny raha inoan\'ny hafa !
33. dynatra
(
01/12/2004 16:11)
izaho dia olona notezaina t@ fomba kristianina,nianatra sekoly alahady fony kely.nony lehibe aho dia tia mamaky baiboly ary efa mba anisan\'ny nahavaky ny baiboly nanomboka ny genesisy ka hatr@ apokalipsy.
tia mandinika sy liana ahafantatra ny teny voalaza ao aho arymihezaka mampihatra izany @ fiainako andavanandro.marihiko aloha fa izaho dia efa tsy mpihiditra ampiangonana intsony nandritra ny 20 taona,tsy milaza aminao koa aho fa tsy mpanota,fa sahiko kosa no milaza fa fa manao ny marina sy ny mety ary ny rariny lavitra nohon\'ny ankamaroan\'ny olona mivavaka isan\'alahady any ampiangonana aho,eny fa na ny ankamaroan\'ireo olona lohandohany @ fiiangonana isan-tsokajiny aza. tstra fotsiny ny hafatro:EZAHO FANTARINA ALOHA NY TENIN\'ANDRIAMANITRA SY NY BAIBOLY,ARY MIVAVAHAMAFY HANALA NY FAHOTANA REHETRA KATSY HAMERINA IZANY INTSONY NA HAMORONA FAHOTANA HAFA INTSONY,ARY AMPIHARO @ FIAINANA ANDAVANANDRO SY @ FIARAHA MONINA NY LESONA AZONAO REHETRA RAHA TENA MILAZA TENA FA MPIVAVAKA IANAO. ARY TSAROVY FA NY FAHATAHORANA AN4ANDRIAMANITRA NO FIANDOHAM6PAHENDRENA.
MISAOTRA TOMPOKO

34. fijo
(
01/12/2004 22:51)
izay mihintsy.ary na tsy mahay an\'io koa aza anie hafaka manao fiainana tsara e.