Mba mahazo anao ve

21. fanja1 ( 16/11/2004 07:26)
raketrika! matoa misy olona milaza ny zvt mahazo azy @ namana iray hitokisany, (disons tena tsy zakany fa mila miteny @ olona ray izy, tena mafy ny manjo azy oh) izy tsy mangataka ny avis anao fa mila mivoka ny ao ampony, enao mba hitokisany, de rariny ve enao mamely azy , na mitantara ilay zvt henonao @ olona hafa de manaratsy ilay olona nitaraina taminao, zvt nitranga zany! de mbola mendrika ho namana ve zany olona zany e?
22. bichette ( 16/11/2004 07:35)
calme injy fanja1 a ! :^)
23. fanja1 ( 16/11/2004 12:36)
bichette hihih, je suis calme, fa zvt tena nisy anie io e!
24. booboo ( 29/11/2004 16:16)
samy zava-misy aby ireo tenenin\'i fanja1 sy raketrika ireo
25. ikaretsaka ( 30/11/2004 01:42)
fanja> rehefa izany dia mody mandehana mikofesy de tantarao an\'i mompera aby ny probl
iny garanti fa tsy amboraka fa tratran\'ny secret de confession!
26. booboo ( 03/01/2005 14:40)
Refa tsy sahy mamboraka @ oul izay manavesatra koa dé mety hahamaivana koa ilay manoratra. Soratana dôl zé tsapa rehetra oe tezitra zà satria zao, very hevitra zà satria zao etc.. mety @ farany ho hita miadana ny vahaolana na misinda lé ahiahy sy tahotra teo ohatra.
27. xxx ( 03/01/2005 17:31)
araka²o iany io tompoko refa tsapanao fa mangoraka ny fonao de tokony ho any zany fa refa tsy mahatsapa enao de tsy tokony ny ho any
28. booboo ( 03/01/2005 17:34)
zay mitsy tompoko fa aza kobonina ihany aloha na zany aza tompoko fa sô dé any zany ( réanimation sy ny any tena any zany ).
29. chipie1 ( 03/01/2005 17:36)
nena alou koboniko ho ahy samirery e :-D :-D
30. yonikafopl ( 05/01/2005 18:11)
ny ahy misy ny zaraiko de misy ny koboniko ho ahy samirery, fa miopmbo-kevitra @ fanja sy sipagasy koa ny tenako. :)
31. ikaretsaka ( 05/01/2005 19:43)
izany nge ny hevitry mikonfesy ry zareo e!
saingy ny maha samihafa kely azy fotsiny dia mompera ilay namana mahatoky.
misy fiantraikany ara pahasalamana ihany ange ry reto ilay resa-pivavahana fa dia ilay ertreritsika hoe finoana sy miangona fotsiny.

fa na ilay mivavaka manao meditations iny aza ange yoga e...
32. watafon ( 05/01/2005 19:58)
tsy misy ohatran\'ny mizara @ namana alou raha ny hevitro e! tsy vitan\'ny hoe mihamaivana ilay izy fa na ho anao koa aza tsar le izy e! tsy we afaka adidy fa milamina kokoa ny saina e! de libéré ohatran\'ireny avy niconfesy reny ozizy ikaretsaka e!
33. booboo ( 05/01/2005 21:28)
ié ! sady mikiky tsikelikely lé raha vô kobonina dé hipôka ny farany !
34. ikaretsaka ( 05/01/2005 21:55)
zay mihitsy
aleo le mi degager energy mo ry booboo o? :-P :-D
35. watafon ( 06/01/2005 09:30)
hay moa azo ampifanoizana marina izy ty ry ikaretsaka e! :-D :-D
36. ikaretsaka ( 06/01/2005 15:30)
oadray.. azo hifampizaraina aby zany lety e
37. chipie1 ( 06/01/2005 16:24)
nena refa mitomany za de afaka iny ka otrany maivana zany :-P :-P
38. ikaretsaka ( 06/01/2005 19:58)
eh> tsy mitomanimany foana
39. chipie1 ( 06/01/2005 20:06)
nga zany foana?
40. olalaeli ( 09/02/2005 14:21)
Marina daholo ny voalazan' lisany rht ireo fa saingy mahaiza misafidy ny namana amborahana izay manahirana rehetra. Na dia namana tena akaiky be ny fo aza mamadika ihany iny rehefa. Aza mahatoky afa tsy ny tena'lisany e! Sa ahoana ry zalahy???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1699