\" ni putes , ni soumises\" , mety ho an\'ny toe-tsaina gasy ve ?

1. sahyman ( 28/10/2004 11:46)
vaovao sendra nanaitra t@ boky fotsiny no nahitako io lohahevitra io izay milaza fa misy fikambanam-behivavy miady @ lehilahy any an-dafy any!
Mba azonareo namana any an-dafy azavazavaina ve ny momba azy io, ary mety mifanaraka @ fiaraha-monina malagasy ve satria misy tokoa ( hono ) ny lehilahy mamo mamono vady.......? misokatra ary ny ady hevitra....
novalian'i fijo ny 01/12/2004 22:06
2. fijo ( 28/10/2004 19:21)
io fikambanana io dia niforina tahorian\'ny famonoana ankizy vavy iray taina cite tao paris.tsy hoe miady amin\'ny LHL izy io fa mba miaro kosa ny zon\'ny vehivavy indrindra eny amin\'ny cite.
ny eny amin\'ny cite mantsy aty dia tsy hoatry ny any mada,fa dia tena misetrasetra ny ankizy lahy.ka tsy hafaka manao inona mihintsy ny ankizy vavy(toetsaina avy any amin\'ny tany arabo izy io no tonga aty satria be azy loatra eny amin\'ireny toerana ireny.)ka mba hiadivana amin\'izay no nihorenan\'io.azo ampiharina tsara any amintsika io.
3. fijo ( 02/11/2004 23:17)
mbola misy ny manambady efatra any mahajanga sy antseranana.mbola matanjaka ny fomba fanambaniana vavy ao avartra ao.
4. william ( 05/11/2004 11:19)
Aoka ho fantatsika ny vady ange dia tsy inona fa nofo iray ihany @ tenan\'ny lehilahy é, ka raha mamona azy irey isika dia toa mamono ihany koa ny tenantsika; koa tsy misy afa tsy ny mifanazava ihany raha toa ka misy ny olana
5. bekorontana ( 05/11/2004 11:45)
:twisted: :twisted: avelao izy iady ry tsamy de bekorontana :twisted: :twisted:
6. fijo ( 08/11/2004 23:05)
izy no voadaroka ve dia za no harary le?
7. ikaretsaka ( 08/11/2004 23:55)
laizany letsy
8. fijo ( 09/11/2004 21:26)
ka tsy itako mihintsy ko.
9. 1kd100 ( 26/11/2004 10:48)
Tato anatin\'ny 2 andro izao dia misy exposition atao eo @ esplanade analakely mba hanamarihana sy hilazana fa tena mbola misy tokoa eto mdg ny LHL midaroka ny vadiny ary mihevitra azy ireny ho tsisy ilana azy afatsy hanompo sy hatao toy ny mpiasa fotsiny.Mety ny hetsika toy izany saingy ny vahaolana mivaingana hanafoanana na hampihenana azy no tokony hampiharina haingana fa tsy atao resaka ambony latabatra fotsiny, tena misy mijaly am-panambadiana ange ny vehivavy é, misy koa anefa LHL midaroka ny sipany noho ny antony samihafa eo @ fiarahamonina izay anontaniako anareo.
10. booboo ( 26/11/2004 16:02)
1kd100>ohatra oe tsy mahay manindry fo ilay rangahy refa sendra tezitra dia ny tànana no miainga vôlohany
11. booboo ( 26/11/2004 22:05)
he izany izy oe ... ( points kely ) ve mety hihenjana :°)
12. ikaretsaka ( 26/11/2004 22:31)
reto olona roa ireto an! hum hum!
13. booboo ( 27/11/2004 20:28)
ady hevitra dôl zany kah :°)
14. 1kd100 ( 29/11/2004 10:14)
Dia misokatra androany indray ny resaka momba ny sida ka ny loha Ra8 mihitsy hanokatra ilay hetsika eny @ lapa,fa saingy izao ,ny tena iompanan\'ilay izy raha fintinina dia izao \" ny sida sy ny vehivavy \"...Dia maninona kosa no tsy mba resahana ao ny lehilahy sa irresponsables angaha ?Nefa dia vola be no holaniana amin\'io kadia faly ny be vazivazy hoe \" akarina miaraka @ vidim-bary ve ny vola holaniana @ ady@ sida \" ?
15. fijo ( 29/11/2004 21:21)
ka ny sipa koa misy mahakamo ka aiza ry zalahy no tsy hidaroka le.
16. booboo ( 30/11/2004 07:25)
io tsy mahay mampitony fo io ihany
17. fijo ( 30/11/2004 21:04)
ny fo tony fa ny tanana no mafana ka.
18. booboo ( 01/12/2004 15:37)
:^)
19. fijo ( 01/12/2004 22:06)
na koa atao anelakelampe rehefa matory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1947