sao mba mety ahasoa anareo!

21. ikaretsaka ( 08/02/2005 01:23)
mumu> merci.. andramako indray io...
ary izy expert an
22. hesham ( 20/11/2005 02:23)
hihihihi fanja1 ary njiko to liana be @ vosary makirana hihihihi:-D:-D:-D:-D
23. hesham ( 20/11/2005 02:25)
tongolo gasy no tena rapida raha hanala an`izany hihihihi , fa ny ahy aloha refa mitetitetika ny hametaka dia efa ialako pa e , za tsy tia asina an`ireny:-D:-D
24. Herimiafina ( 20/11/2005 02:39)
De ahoana zany le indray mitoraka nasiako anlé izy iny enao ry hesham, ty tsy menatsy ny mandainga ato klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
25. hesham ( 20/11/2005 02:50)
hihihihihi ka tamin`iny tsy henoko fa varina naka tsirony zavatra hafa za kou hihihihi:-D:-D:-Dka iny anie le nasoriko t@ tongolo gasy e ianao mintsy ary no nasaiko nikiky nefa ianao ihany no nametaka azy hihih:-D:-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 20/11/2005 03:07)
Tonga de hosory tongolo gasy mialoha mahintsiny de amin'izay de maimbo de tsy asiako marika tsony, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
27. hesham ( 20/11/2005 03:25)
:-D:-D(l)(l)
28. hesham ( 20/11/2005 03:27)
ka sao dia tongolo gasy naturel no any aminao sady somary enjakenjana ange ilay fofombavanao ry malala tamin`iny fa de niaretana fotsiny e hihihihi:-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina ( 20/11/2005 05:27)
Ary izy de mahita havaly foana an, hehe:-D:-D
30. hesham ( 20/11/2005 12:47)
:-D:-D:-Dzany lesy ry malala refa tia an , :-D:-D:-D:-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 21/11/2005 03:17)
Zao ve no tia izao mitsikanikany be izao, hehehehe=))=))=))=))
Sa menamenatsa de mody mitsikanikany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3579