les garçons sont trop jaloux
24. lema
(
13/11/2004 09:21)
ny tena tsy milay @ lé izy anie dé hoe anao devoir nefa any @ ciné no hita ,fa ra tonga dé niteny hoe andé any @ ciné dé mety ho tolerable ihany.zany hoe @ manaraka zany nareo ra ho any @ biblio dé mety ho any @ chambre no hiafarany ndray :lol:
26. mimich
(
23/11/2004 08:37)
o ry zareo ah!! efa hoe teny ataovy @ teny gasy wa fa tsy azonay :!: :!:
fijo> hihihi, enao ity an!! efa mianatry ny manita-tsaina mihitsy
fijo> hihihi, enao ity an!! efa mianatry ny manita-tsaina mihitsy
27. fijo
(
23/11/2004 22:16)
ka resaka boky mena anie izao e.
ao anaty boky mena
misy soridalana
soridala mpil.....
sy ny fahafinaretana.
tohizo ary eeeeeeeeeee
ao anaty boky mena
misy soridalana
soridala mpil.....
sy ny fahafinaretana.
tohizo ary eeeeeeeeeee
28. poupounesana
(
25/11/2004 08:29)
eo nareo d mody innosan b eo!hoatran\'tsy zany ery ny fomban\'i fijo d i jhoul d i ramaso d tsy haiko zé tsy voatonona teo!!!
30. poupounesana
(
26/11/2004 06:34)
le manao devoara any @ciné eh!fa tsy le jaloux kah!matoa nareo b eritreritra d efa mahay an\'le fomba fatao any eh!
33. dezy
(
06/12/2004 14:45)
theatre ao @ trano pokonolona ao Isotry no jereny fijo taloha fa zao izy tsy mijery n\'inn n\'inn tsony :-P :-D :-D :-D :-D :-D
35. dezy
(
07/12/2004 14:21)
fijo> fa nga ela kou mpijery hira gasy tery isotry le ery@ fivarota-kazo?? za mpande teny tena vrai an
38. ikaretsaka
(
12/12/2004 14:24)
nga voatery lesona foana le... raha mijery saoela koa iznay dia mahazo lesona?