VOKA-DRATSY

1. mijo ( 20/10/2004 14:16)
Inona ny voka-dratsy mety hateraky ny fisarahan\'ny ray aman-dreny @ ankizy:Fisarahana ara-nofo ( divorce ) .
novalian'i ramaso ny 26/10/2004 20:14
2. zandrinifijo ( 24/10/2004 07:51)
fa ray amandreniny iza no miraikitra?
3. didi ( 24/10/2004 09:22)
ny ankizy anie tsy bado ê ! tsy aleo ve misaraka toy izay izy no atao antony hijanonana ! hitany foana hoe mijaly ny reny na ny rainy...fa tsy maintsy tenenina tsara aminy hoe tsy izy no antony etc...
4. jhouhlambout ( 24/10/2004 14:54)
mijo>arakaraky ny taonan\'ilay ankizy no maha tsara na ratsy ny impact eo aminazy. Raha t@ izy mbola kely loatra no nisaraka ry zareo dia lazainy fa normal tsara ny zavatra iainany, fa raha efa lehibe izy dia mety misy olana
5. mijo ( 26/10/2004 14:23)
Tsy dia tsara @ zandrinifijo angamba ny mandray anjara @ ity hevitra ity.Aleo mba serieux fa samy efa olon-dehibe.Misaotra betsaka
6. kinaoly ( 26/10/2004 17:27)
raha araka ny zavatra hita hatramzao klou de misy fiatraikany ratsy eo @ny zaza fona ny fisarahan\'ny RAR: tsy maintsy ho tsapan\'ilay ankizy foana we hafa nohon\'ny hafa ny fianakaviany, na mbola kely aza izy no nisaraka ny RAR dia mametrapanotaniana izy rehefa tonga eo @lay taona ahatsapany ny fahasamihafany (manomboka eo @ faha-6 taonany eo io) @hafa,
- matetika de heverin\'izy ireo fa \"nohon\'ny nataoko (ditra, noty ratsy, ny fisiany mintsy aza) ve no nampisaraka an\'i dada sy neny?\",
- olana mety hitranga koa ny hoe \"tsy tiako i dada na i neny satria nanary ahy(na mampijaly an\'i dada na i neny)\",ny fomba fanazavana ilay fisarahana no mahatonga an\'io manko, manana fomba izay ny mpivady (sasany refa anaty procedure de divorce)mifanaratsy eo imason\'ny ankizy fa samy te hahazo ny fitiavany,
- de eo kou no miditra ilay fampihantana diso tafahoatra,
- hita kou fa ndraindray lasa tetika hakana vola @izay mpanome pension alimentaire lay zaza matetika (sic, hafahafa oh :?: :!: )
tsy maintsy misy fiatraikany ratsy eo @ zaza fona ny fisarahan\'ny mpivady, fa ny mi-limiter ny dégâts no azon\'ny RAR sy ny manodidina atao : miresaka sy manazava ny zavamisy marina @teny tsotra sy mora azo: ny anton\'ny fisarahana, ny mety ho fandehan\'ny fiainan\'ilay zaza ao aorinan\'ny fisarahana
zany akoriny tsy manakana we aza misaraka, fa rehefa tsy mifanaraka dia aleo aza misaraka toy izay terena na mody atambatambatra fotsiny ny raharaha: mampitombo ny olana manko ny fahitan\'ny ankizy ny tsy fifankatiavan\'ny RAR (fifamaliana, ady ...) misy mandray izany ho référence ka ataony fa izany no fandehanjazavatra normaly de mamerina ny fahadisoan\'ny RAR, misy koa ireo mandray izany ho lesona de manatsara ny fiainany, mbola vitsy nefa le 2ème cas no le 1er cas, ny zanaky ny mpisarambanambadiana hono dia misarabady matetika :?: , tsy marina fona io wa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1214