zanahary sy ny malagasy.

21. fatsoraly ( 06/11/2004 01:26)
tsy azoko fa mba azavao tsara azafady ilay fahasamihafana
22. ikaretsaka ( 06/11/2004 01:33)
ilay ara-pitenenana ftsn aloha
ny iray mivavaka... ny iray manao FANGATAHAM-bavaka.
tadidio fa raha miresaka @ olomasina dia tsy manao heo mivavaka aminao zahay masindahy anona sy anona fa hoe MIVAVAHA ho anay ry masindahy anona sy anona!

23. fatsoraly ( 06/11/2004 01:50)
hanky vare?
24. ikaretsaka ( 06/11/2004 01:58)
Zany zao tsara ianaranaa to ny manavaka an zany!
hitan\'ialahy gaga ialahy?
zay le maha namana ny ato .. mifanoro fa tsy mifanebaka sy bornE be!
Avoak any hevitra dia azavaina di araha misy olona mahita hevitra tsy azo sy tsy fantatra dia mifampianatra eo!
zay ny tena tsiky de ampy.. fa tsy mety le hoe tsiky sady mihotrahotra saoka
25. fatsoraly ( 06/11/2004 02:07)
Hay? sahala @ miteny @ namana ihany io izany hoe mivavaha lesy ho ahy fa misy an\'izao sy izao.
Fa manitikitika ahy lesy ry ikaretsaka hoe: ahoana no hitsarana fa i ranona masina na i ranona tsy masina? Dia iza no mitsara an\'izay sa misy lalana hitsarana azy?
26. ikaretsaka ( 06/11/2004 02:10)
io lety hozizy ilay bandy izay hoe
\"Only god can judge\"
27. fatsoraly ( 06/11/2004 02:18)
Only God can judge = Andriamanitra irery ihany no afaka mitsara

Eo no somary tsy azoko sy ilako fanazavana hoe ahoana ary no ahafantarana fa i ranona masina na tsy masina?

Izay ny momba ilay fitsarana an. Fa mifandraika @ io indray hoe inona ny \"criteres\" ahafahana \"manandratra\" azy ho masina. (fanandratana indray io fa tsy fitsarana)
28. ikaretsaka ( 06/11/2004 02:28)
satria ireny olona ireny dia bedebe ny zavatra vitany nohon\'ny fahasoavan\'andriamanitra noho ialahy ohatra (mahay manasitrana .. henoin\'andriamanitra ny vavaka nampangatahin\'ialahy azy dia tanteraka @ alalany ohatra... jereo Lourdes sy fatima)!
dia voamariky ny olona izany dia atokany hoe masina ireny.
Raha mahavita ohatra azy ialahy na mihoatra azy fa ambinin\'andriamanitra sy omeny ilay fanomezam-pahasoavana ka hitan\'ny olona dia afaka atao hoe masina koa..
i
29. fatsoraly ( 06/11/2004 02:37)
Hay ve izay e! Misaotra an\'ikaretsaka nitondra fanazavana teto momba an\'io na elaela aza vao mba takatry ny saiko ilay izy.

hoy ny teny malagasy mazava voalazany etsy ambony:
\"....VOAMARIKY NY OLONA izany dia atokaNY hoe masina ireny.
Raha mahavita ohatra azy ialahy na mihoatra azy fa ambinin\'andriamanitra sy omeny ilay fanomezam-pahasoavana ka HITAN\'NY OLONA dia afaka atao hoe masina koa.. \"

Izany hoe ny olona ihany izany no manamasina na tsy manamasina azy ireny.

Mamerina ny fisaorana be dia be ho an\'Ikaretsaka.
30. ikaretsaka ( 06/11/2004 03:00)
fa araka ny finoan\'NY OLONA dia misy herin\'andriamanitra irney matoa hoe masina fa tsy izay olona rehetra izao akory
31. fijo ( 09/11/2004 00:06)
ka marina mihitsy aloha fa ny olona ihany no manao hoe masina izao na izatsy e.io baiboly io ny olona ihany no nilaza hoe masina io.allah ,ny olona ihany n nilaza fa masina izy.ny fasanandriana ,ny olona ihany koa no nilaza fa masina izy.dikan\'izany dia tsy misy izany masina izany fa raha te hino ianao dia minoa.porofo,ny masina amin\'ny sasany tsy mandaitra amin\'ny hafa.
32. ikaretsaka ( 09/11/2004 00:11)
dia tsy mifanaratsy
33. fijo ( 09/11/2004 22:00)
izay no fototra.satria samy manana ny masiny io.ary masina ary tsy masina aty.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2033