MARINA VE

21. nananie ( 19/10/2004 10:40)
Aleo kosa izy ampiomehy fa tsiky dia ampy anie ny ato e! fa raha mbola + ke ny tsiky de vao maika tsara :-D
22. zandrinifijo ( 19/10/2004 10:49)
sô dia any amy lohahevitra FANABEAZANA no tokony asina an\'ito adievitra ito?
23. xxx ( 19/10/2004 14:18)
za lo mbe efa ela iany fa otran\'ny tsy mitombo zany a, opéreo letsy refa te ho ngeza !! ;-)
24. fijo ( 19/10/2004 21:50)
oka letsy zandry a. :-D :-D :-D
25. zandrinifijo ( 20/10/2004 10:41)
élà ko ty tô lalina :oops:
26. fijo ( 20/10/2004 21:57)
avelao letsy ny sipa hilamina an. :-D :-D :-D
27. ikaretsaka ( 21/10/2004 03:25)
mahita lazaina letsy laisany le
28. kinaoly ( 21/10/2004 14:15)
eeee, so de mioperer ao koutoutsany io mitady analebé io hihihi, fa na operer-na aza hono reny ny halavany au repos fotsiny no mitombo fa tsy le halavany refa miasa :-D , anjamou ampanaovana musculation ndray :idea:
refeso fa refa tsy moins de 5cm au repos hono de efa normaly be zany :-D
29. fijo ( 21/10/2004 21:13)
ko ny sipa samy sipa aza tsy mihoatra ny 2sm nefa mahafaly azy ko.
30. xxx ( 21/10/2004 21:21)
Misambora ise tantely 20 sy takola fanenitra 30 de asaivo kekeriny ny filahian\'ise fa tsy hitombo aiza io? :^)
31. ikaretsaka ( 21/10/2004 21:36)
laisany letsy tsssss :-D
32. fijo ( 21/10/2004 22:03)
x tay be indray iny le. :-D :-D :-D
33. xxx ( 23/10/2004 14:03)
Kinaoly.Mba firy cm no ny anao io?Mihoatra ny 05 Cm e ?
34. kinaoly ( 23/10/2004 14:17)
iza klou io xxxx manotany io, aza miafina moa de lazaiko e, :wink:
35. fijo ( 25/10/2004 23:38)
eny wa.mba tiavo ny teny atao e.misehoa miteny azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2358