lasopy sinoazy vita ao Madagasikara

21. ikaretsaka ( 20/10/2004 05:09)
tsy maintsy mila ann sy ann st ann afangaro de andrahoin aange ry fijo rhefa resa-tsakafo e,,,, fa saongy miovaova ilay ann
22. fijo ( 20/10/2004 22:01)
hay moa aaa.za ve mahalala fa io izany ny formula dia ny ann no hovao e.
23. bichette ( 21/10/2004 06:27)
ttttssssssss ! masosotra an ! :P
24. six ( 21/10/2004 10:40)
tongava aty ry bichette fa za kou mahay!
25. kinaoly ( 21/10/2004 14:21)
bichette> ny any @ hotely njay hono an, de misy miteny we akoho mintsy no anjahona, de le rony aveo no anovana lasopy, za klou tsy de mino fa mety misy manisy vitsin any reny e,
fa ny efa hitako (hotely sinou) de misy otsan\'ny hena matax be zay (kisous ngamba iny) no akany anle bouillon de refa azony le bouillon de le hena klou no arosony eo ambony latabatsa aloha de aafaka kelikely vao tonga le lasopy tena izy
de raha tsizany njay (tsy haiko koa na marina na diso) fa misy hono volona\'akoho no ataony akana rony hihihi :-P :/
26. bichette ( 21/10/2004 15:10)
kinaoly > misaotra betsaka. Nanandrana tokoa aho nataokko ron\'akoho fa tena manakaiky be ny any amin\'ny hotely gasy manao sopy sinoazy
27. fijo ( 21/10/2004 21:28)
bivhette an,tandremo ireo resto sinoa aty ireo fa voretra anie e.nisy vao tratra indray izao fa tena loza be.
28. bichette ( 25/10/2004 15:02)
fijo > iza no madio kokoa, ny sinoa sa ny tavaratra ?
29. fijo ( 26/10/2004 00:05)
fa ny sinoa aloha no tratra foana e
30. bichette ( 26/10/2004 06:32)
ary ny gasy raha hoarina amin\'izy ireo ? 8-)
31. fijo ( 26/10/2004 22:58)
tsika kosa madio lavitra e
32. ikaretsaka ( 31/10/2004 22:16)
ieeee
33. fijo ( 01/11/2004 23:52)
marina be
34. ikaretsaka ( 06/11/2004 17:31)
marina be.. le resro gasy any @ sisiny any dago ireny mbola madio lavitra oho ilay resto sinoa any @ sisiny any chine sy aty ieny aza indraindray an
35. kitjo ( 07/11/2004 06:36)
ny anah aloha karana no tena tsy atokisako e...raha resaka ingredients ndray za tsy mahatoky sinoa raha tsy zavatra fantatro....

bichette> tena akoho matetika no anaovan ol @ hotely gasy k....le lohan\' akoho sy tongony esorina @ poulet de chair reny no vidian\' ny mpanao hotely anaovana ron-dasopy
36. ikaretsaka ( 07/11/2004 18:04)
ary ny tsiken noodle soup ry kitjo
37. bichette ( 08/11/2004 07:15)
ilay pate amin\'ny soupe instantané mihitsiny kay no hafa tsirony ihany koa,, na dia atao ron\'akoha sns aza, ilay pate mihitsy koa no tena hafa tsirony
38. kinaoly ( 08/11/2004 11:46)
any dago kou misy anle paty zona amidy amkilao reny, de mbola hafa kou ny tsirony :-P
39. six ( 08/11/2004 12:32)
ie, zay mpanao an-reny ze mila mandefasa komandy!
40. bichette ( 08/11/2004 16:51)
ie, za ry six
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4016