pangetotsa

21. fijo ( 21/10/2004 21:55)
gravy
22. ikaretsaka ( 23/10/2004 19:40)
fa ny tsy azoko hoa de le rehefa mandeha taxi brousse na mandeha lavitra nay amintsika ireny dia ny zavatra amidin\'ny olona eny andalana matetika raha sakafo masaka dia zavatra saro-devonina sy mampang... (ohatra io atody sy ronono io)
sao misy mahalala ny antony?
23. fijo ( 25/10/2004 22:47)
iny kely dia mahavoky ko.
24. ikaretsaka ( 25/10/2004 23:05)
mampangetotsa be koa .. na ho an\'ny tsy mahataty lalana dia mandoa.. fofona be ko
25. fijo ( 26/10/2004 21:46)
gay.aoka letsy e
26. chipie1 ( 27/10/2004 10:34)
beurkkk
27. fijo ( 27/10/2004 20:28)
dia averina alaina ilay moitie tsy levona ka.
28. ikaretsaka ( 30/10/2004 23:52)
letieeeeeee tssssssss
29. zandrinifijo ( 31/10/2004 10:43)
fijo> tsy magaga élà ra tsy omeny bichette sary fa mandoto rivotra. tsy mbôla mila chauffage lesy zao fa amy janvier a. :-D :-D :-D
30. fijo ( 01/11/2004 23:11)
fa ahoana ?efa mandeha anie izao ny fanafanana aty e. :-D :-D :-D
31. bekorontana ( 10/11/2004 06:03)
:twisted: mikorotana ko ny kakana :twisted:
32. fijo ( 10/11/2004 22:27)
kakanjila be
33. welieoelee ( 16/12/2004 19:29)
hihihihihihi :-D :-D :-D mahita mihitsy ka! Milay ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0876