Inona no atao hoe fahasambarana ?

21. nananie ( 01/10/2004 15:29)
N\'enah refa mbola salama tsara, misakafo tsara, mihanatra , mbola manana ny fianakaviana dia efa hasambarana. Maro tsinona ireo tsy mba manana an\'ireo. :(
22. crrlanto ( 04/10/2004 19:25)
Amiko indray ny atao hoe fahasambarana dia fahaizana miray volo @ tontolo manodidina anao ,ohatra fahaizana miaraka @ olona na fiarahamonina mety tsy mitovy @ izay iainanao,ohatra sendra voatendry miasa any ambanivolo any ianao ,ianao izay efa zatra antandehibe ,dia ny fahaizanao mi adapté ilay societe eo . Manaraka izany dia ny fahaizana mionona ,ohatra tsy voatery ahatojo izay kinendriny ny olona iray fa mahay mionona sy manatsara izay zavamisy eo .Amiko raha hoe voky dia sambatra na hoe manambola dia sambatra ,dia tsy izy zany fa karazany ambany ihany zany fa manampy izay tena zava dehibe voalazako izay tsy hadino fa ngeza indd dia ny fitiavana ,oh fitiavana olondroa , fianakaviana tanindrazana etc....
23. fijo ( 04/10/2004 19:40)
sao dia mba mahita kosa ela ko.
24. kabatritra ( 05/10/2004 12:17)
Amiko manokana dia ny fisian\'ny mangidy kely ao anatin\'ny mamy be no ahatsapàna marina ny fahasambarana. Hoy i Raxxxxxx etsy ambony : \"sambasambatra indray fa tonga ny week-end\". Marina loatra izany.
Misy koa ilay hoe \"ao anatin\'ny mangidy no misy ny mamy\". Ity misy ohatra. Efa mampamonamonaina i vadinao fa monotone ny fiainana. Kinanjo rehefa tafaverina avy nanao mission izy (herinandro), moa tsy izy va no mamy indrindra ka voahorokoroka avokoa ny votoatiny ?
25. andrea ( 05/10/2004 12:24)
kabatritra > tsy azoko tsara, inona ny tianao ho lazaina amin\'ny hoe : [ Efa mampamonamonaina i vadinao fa monotone ny fiainana. Kinanjo rehefa tafaverina avy nanao mission izy (herinandro), moa tsy izy va no mamy indrindra ka voahorokoroka avokoa ny votoatiny ? ]
26. bichette ( 05/10/2004 14:49)
andrea, izany ve dia tsy mazava aky ?????, hi hi hi
27. bichette ( 05/10/2004 14:50)
marina ny tenin\'i mimich, lany vola sy hery eo isika raha mitady ny tena fahasambarana amin\'ity fiainana mandalo eto ity.....
mety misy ihany fa vetivety, raim fotsiny
28. andrea ( 05/10/2004 15:58)
bichette sy mimich >... tsy dia mazava akia satria na rehefa manadala ny lohako na vady na namana dia na tsy hitako ela be aza dia tsy te halala azy za !
29. nikopol ( 05/10/2004 16:13)
Andrea, anisan\'ny niangaran\'ny vitana za fa manana laklen\'ny fahasambarana, ka raha tianao de hampidramiko ianao (droit d\'usage fotsiny zany an). :lol:
30. andrea ( 05/10/2004 16:49)
nikopol > omeo ary e ! tandremo ary atao lafo be ! :P
31. kabatritra ( 05/10/2004 20:03)
andrea > Izao no tiako lazaina. Sarotra ny fahatsapàna fa mamy be ny fiainana (io ilay hasambarana) raha tsy misy référence iainana.Izany hoe, tokony hisy mangidy kely sy fihafiana kely ny fiainana mba hahafahana mahatsapa tsara ny tsiron\'ilay fahasambarana.
Miombon-kevitra amin\'io angamba i Dox raha nilaza hoe :
\"Raha ho lohataona lava
Tsy hisy akory vokatra azo\".
32. chipie1 ( 11/10/2004 19:26)
andrea> sao defa lafo aza le fahasambarany :-P
33. fijo ( 11/10/2004 20:47)
bichette aleo ary mba ho sambatra raim e. :-D :-D :-D
34. mimich ( 13/10/2004 08:02)
andrea> ary ndry toa lasa tia tononkalo be sa za no tsy nahafantatra h@ zay!
miombo-kevitra @ ndry aho @ ilay hoe raha tsy fisian\'ny mangidy sy ny sarotra no ahafahana mandrefy an\'ilay ataoa hoe hasambarana. fa ilay we rehefa manadala de tsy raharahako, mety ho marina io @ fotoana sasany fa tsy @ fotoana rehetra.
de raha mifanena v zao ntsika sy ndry de tsy hahatsiaro faly na sambatra kely ihany ndry fa efa ho 10 taona tsy nihaona. :-D
35. pitchou ( 13/10/2004 09:59)
sambatra b aho omaly fa nisokatra ny dobo filomanosana d nilomano otran\'ny ganagana ! hasambarana izany r\'ireto an! :^)
36. chipie1 ( 13/10/2004 10:31)
:-D
37. fijo ( 13/10/2004 21:10)
pitchou>dia nanao ahoana ilay maillo dibain?sa tsy nisy niala intsony?
38. pitchou ( 14/10/2004 19:31)
fijo :-D :-D :-D :-D :-D tsy nisy alou tamin\'iny ka! hihihi!
39. fijo ( 14/10/2004 20:57)
te ihinana trondro ndray nga rasofina?
40. ikaretsaka ( 15/10/2004 03:54)
tandemo ary sao trozona be no hoaninareo ao an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1347