virijiny v sa mifono sachet fotsiny?!!
21. hps
(
25/09/2004 19:34)
sao ary dia variana miandry virijiny eo, ka sendra ny galy fantsy misasa @ katrafay vao lasam-borona hoe
23. fijo
(
27/09/2004 20:04)
loharano.ih,ih,ih, mahatondraka tsara fa gaga amindry zalahy sasany ka. :-D :-D :-D
26. tahison
(
03/10/2004 08:43)
Hafa ihany r zalah le mapakatra virja fa zany hoe mangetaheta ambony lakana raha atao sipa :-D , tonga de vadiana no mety. Raha sipa na efa goaka kely aza ts koa io fa vao maika ambiance kooo!
27. xxx
(
04/10/2004 05:51)
fanontaniana ary, firy amintsika vvavy ato no tena mbola ts niray mihitsy talohan\'ny fanambadiana. za mieritreritra hoe efa nanandrana kely dooly klo sa ahoana??? :lol: milay kosa nge le izy ee.
29. fijo
(
04/10/2004 20:21)
toa ahy koa izany ko, :-D :-D :-D fa tsara koa ilay efa nanandrana kely an
32. xxx
(
25/10/2004 15:30)
za aloha zao 26 taona fa mbola tsy niray mihitsy na dia efa mnagetahenta ary ndray2, te hanja ze ho vadiko tsin za, nefa rah ela loatra mety ho dila ihany hatreto aloha d haritro, fa ilay hoe virijina tsy mahay kosa tsy manaiky zany za e! mety tsy ampy teoria kely fotsiny dia ampianao tosika manorotoro kely dia lafatra!!
33. ralay
(
25/10/2004 16:06)
Mitovy ihany izany isika fa zah kou vierge ny horoscope-ko :lol: izay de ampy e
35. mumu
(
29/10/2004 07:36)
fijo virja nefa efa nanandrana kely ve?? de inona no maha virja an\'izany???
38. rivorijasoa
(
11/11/2004 01:12)
Ny an\'ny fijo izany ny molo-bilany tsy virja intsony fa ny atiny mbola intact. :-D :-D
39. dezy
(
11/11/2004 11:16)
fijo mo nanandra tsira fotsiny fa mbola tsy nanao grand festin ooo :-D :-D :-D :-D .Misy blague mitovy @ zay we:nisy bandy nande tany @ kody de niady varotra fa tsy ampy ny vola de ozy le bandy we :eo ny lohany ihany .De nanaiky le vhv kanjo nony tonga teny @ farany de hoy le vhv/ampidiro jiaby ry le kely vola ty aaaaaa :-P :-P :-P