Labiera sy ny misiteriny

1. downunder ( 30/08/2004 06:26)
Tsy mbola nisy nahita hatr@ izao na dia betsaka aza ny mikaroka ny siansa momba ny rotra.

http://www.geocities.com/down_under_gasy/Rotra.htm

down_under_gasy@yahoo.com
novalian'i ramaso ny 07/09/2004 04:14
2. xxx ( 31/08/2004 02:30)
Mahavariana tokoa saingy tsy tsapa @ fiainana andavanandro.

http://science.nasa.gov/headlines/y2003/09jun_foam.htm?list941026
3. teboka ( 31/08/2004 02:50)
Avy aiza ary hono io rotra io. avy @ ilay fermantation vé sa inona. Efa maha katsy aloha dia milay fa tsy atao bé rotra fotsiny. héhé
4. booboo ( 31/08/2004 07:57)
hihihihihihi mba te hahalala kosa zareo ara
5. fatsoraly ( 31/08/2004 08:19)
labiere fahavalon'i booboo eeee
nanjary nandrotra ka tsy foiny
f'ilay olon-tiany nanana fitia eeee
..............................................
6. kitjo ( 31/08/2004 17:45)
:-D :-D :-D :-D
booboo> zay ny anjy,hiihihhi
7. booboo ( 31/08/2004 19:21)
hihihihihihihi
8. fatsoraly ( 01/09/2004 10:44)
faly ery booboo fa nomeny labiera tokotrany izay ilay ranamana de :^)
9. fatsoraly ( 02/09/2004 23:06)
izaho lesy efa leo an'io ah! Izany no tsy handehanako "Oktoberfest" intsony fa sady izaho koa efa olom-baovao

io no Fatso... fatsoo
Niova ho: olom-baovao

Fatsou io fa tsy Saoly-> Paoly an
10. kitjo ( 05/09/2004 12:35)
fa inona iznay fatsou fa ngah tsy oe fatsora no dikan' io?
11. fatsoraly ( 06/09/2004 08:22)
ramaso> elah manontany nefa rehefa valiana dia hiteny indray fa misehoseho aho.

I was born christian again, not only "christian by name" but a true one.
12. kitjo ( 06/09/2004 09:22)
Eny e, ianao sy Andriamanitra ihany aloha no mahalal an' izay e.

Tsisy afaka hitsara anao amzany eto ary ianao koa na True one aza az amitsara ny hafa...

Ny finoana tsy arahan' asa ..........na dia hoe ny Finoana aza no mahavonjy......sao diso fandray hevitra!
13. ikaretsaka ( 06/09/2004 21:42)
dia niova koa iznay dada sy mama dia namonjy maternite? :-D
14. fatsoraly ( 06/09/2004 23:41)
TENA IFONAKO @ FO MADIO RAHA NISY TAMINAREO NAMANA NO NOTSARAIKO.

RAHA MISY INDRAY VAZIVAZY METY TSY HO ZAKAN'NY SASANY NA IANAREO REHETRA DIA IFONAKO KOA. DIA AZA MISALASALA MITENY HOE TSY MAHATANTY VAZIVAZY MBA ITANDREMAN'NY REHETRA @ MANARAKA.

METY HO NISY TOKOA IZANY SAINGY TSY TSAROAKO KA IALAKO TSINY SY FONDRO.

8)
15. fatsoraly ( 07/09/2004 02:48)
elah angaha lesy voahitsaka? sa iza no voahitsaka teo?
hahahaha!
8)
16. fatsoraly ( 07/09/2004 02:57)
izaho aloha tsy masina 100% fa tena mpanota tanteraka e! Izany no isaorako an'Andriamanitra noho ny fahasoavany fa tia ahy foana Izy ary mamela ny heloko.
Shalom
17. fatsoraly ( 07/09/2004 03:02)
tsy mila naoty aho ary filazana ny marina tsy ilana tambiny
18. fatsoraly ( 07/09/2004 03:08)
elah angaha tsy mahay copy & paste?
:-P
19. fatsoraly ( 07/09/2004 03:15)
efa vita e! hahaha
tandremo fa mangidy am-bava ireny labiera ireny an. Mandaitra @ ialahy angaha ilay dokambarotra hoe: "Beer: helping ugly people have sex"?
:arrow: 8)
20. fatsoraly ( 07/09/2004 03:24)
dokambarotra becks tena becks orizinaly io ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1062