Bononoka

21. fanja1 ( 28/09/2004 07:09)
hummmmmmmmm ramaso :-D
22. ikaretsaka ( 11/10/2004 19:19)
ka tsy ny fofony no mikoty angee @ reny kaly ireny fa ny tsirony e.. ny vava no misakafo fa tsy ny orona
23. kitjo ( 12/10/2004 13:15)
Ika. hainao tsara!

tsiperifery> ramanonaka sy sosisy....mmmhhhhh
24. fijo ( 13/10/2004 22:47)
fanja>za tsy avy any fa haiko tsara any ka.
25. ikaretsaka ( 15/10/2004 03:10)
fanja nga avy any koa? anay tsary avy any fa anay hatrany Bira
26. welieoelee ( 13/01/2005 17:47)
bononoka sy ketapotsy!!! :-D :-D :-D souvenir de vacances tany Ampefy daholo izany ry reto a! hihihihihihihihihihi........
27. ikaretsaka ( 13/01/2005 18:00)
taoko milay any irenyyyy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9561