izay tia mahafoy

1. akela ( 25/08/2004 08:25)
Isany ny teny iray nambabo ahy io teny hoe " izay tia mahafoy " io maro ny hevitra fonosiny ary samy manana ny fandraisany sy fiantefany any aminy ny olona tsirairay avy ka izay no mba anasako anareo zay lina mba hilazalaza zay mba hevitrareo. (l)
2. ramoul ( 25/08/2004 12:32)
zah kounkou babo am' le teny ô!, fa sainga tsy manana hevitra. Dommaaaaaaaaaaage :lol:
3. namananamana ( 25/08/2004 13:39)
izaho aloha mioby kevitra aminio teny io e! Arak'ilay voasoratra hoe," tsy misy fitiavana lehibe mihaotra noho izao dia ny manolotra ny ainy amonjy ny sakaizany!" Ka izay tia izany mahafoy ny zavatra rehetra, izay mety ho kely indrindra ka atrami'ny lehibe indridra fa na hatramin'ny ainy aza raha ilaina izany e! :P
4. fijo ( 25/08/2004 19:22)
ny ahy indray letsy dia izao an:"izay manome dia raiso tsara ary hajao".
5. mcz ( 28/08/2004 15:17)
fijo ka raha manome izy nefa varahana de aona zany lollll :D :D
6. ludo ( 28/08/2004 15:56)
mcz > de kosehina tsara d mangirana fona iny ka :-D :lol: :lol:
7. medianaranja ( 30/08/2004 10:03)
misy enti miaina l teny ka! fa saingy fidifidiana ihany kosa l zvt omena sao tsy mendrika ny fitiavana hasetriny anao,bagheera
8. fijo ( 30/08/2004 22:14)
ludo>marina be. :-D :-P
9. fijo ( 31/08/2004 21:23)
ka izay no ananana ko,izay hananana hajaina dia milay io
10. pisoin ( 09/04/2005 14:17)
rehefa manome fotsiny dia ny tsara indrindra omena e!
11. iartistika ( 09/04/2005 14:44)
ie! zay le hoe ny tsara indrindra any aminao any..
12. booboo ( 24/05/2005 19:36)
ny anà zô ny hevitro @ io oe hazako hazan'ise raha toa ka nôna ise, baloo :°)(ôtra misy akela sy bagheera zany tsinona dia hadino baloo)
13. yonikafopl ( 24/05/2005 20:44)
izay tia mahafoy, raha mbola misy zavatra tsy foiny dia tsy tia izay zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2373