Famonoana olona koa ve ?

1. tsiperifery ( 24/08/2004 14:31)
Voalaza atsy @ resa-behivavy fa famonoana oul ny IVG . Ary ny bandy mi-mast. koa ve izany tsy manao génocide mihintsy ? :lol: :lol: :lol:
novalian'i ramaso ny 28/09/2004 03:44
2. ramoul ( 24/08/2004 15:50)
:-D :-D :-D :-D ngambany!
3. xxx ( 24/08/2004 16:35)
valiny aratsiantifika no hamaliako an i toi ny sperme dia mbola gamète fotsiny mbola tsy oul zany ny ao an kibo mbola tsy azo lazaina hoe oul raha tsy formé ny coeur ny foetus,ka anjrananareo zay nahita fianarana no mieritreritra aloha zay vao mananao foana sy miteniteny foana!!!!!! :?: :idea:
4. mumu ( 24/08/2004 17:07)
aza mba masika ry xxxx a!
5. tsiperifery ( 25/08/2004 08:44)
xxxxx> Mba sendra ny bado tsy nahita fianarana loatra ry toi ka mba nanontany a ! :(
Soa aza mba avelan'ny mpiandraikitra hiditra ato ihany na dia tsy siantifika mahay toa an'i toi aza !!
Aza tsiny raha niteniteny foana ary aza izay teniko no hanakana an'i toi tsy hi-mast. intsony e ! :)
6. xxx ( 25/08/2004 10:35)
tsiperifery za angaha niteny we bado nareo?hataoko fa raha olonha mahay manao internet dia olona nadia fianarana fampatiahivina ny lesona efa hitan'ny tsiraray tany ampianarana no nataoko ......dia raha le resaka we tsy manakana ahy tsy hi mast ve iza angaha no nanana doute t@le fi mast fa tsy i toi i toi no matahotra we raha mimast ve i toi de manao genocide?samy mahazo manao zay tiany hatao ny olona @vatany sady za tsy miandry ny fahazaohana lalana @toi vao manao zay tiako @vatako fa i toi no efa complexe zay hataon'i toi any ,fa i toi io ve saha milaza fa mbola tsy ni mast mintsy ????aza mandainga fa tsssssssssssss :-D :-D :-D :-D
7. nikopol ( 25/08/2004 10:53)
Tsiperifery, ny ahy zany isan-kalina tena gera be manadala kou, holocaust hozy ny sasany, jallalabad, bassorah, bagdad, rwanda, jokotra daholo. :lol:
Nefa nge mety nisy saika lasa genie zao reny e!
:lol:
8. tsiperifery ( 25/08/2004 15:13)
nikopol> Sao de mba tokony sivanina ihany fa tsy vonoina daholo ry zalà rehetra e ! Mampiasà mikrôskôpy de tahirizo ireo mipelika be fa mety ireo no gasy ahazo medaily vôlohany @ zezôlimpika 2016 e ! :lol:

xxxxx > Sans rancune de mba mivoaha @ izay avy ao @ xxxx ao hiarak' hi-mast e !
9. fijo ( 25/08/2004 20:37)
niko>ih,ih,ih, 10 aout ihany letsy atao fa aza maka tahaka ireny any afrika ireny an. :D :P
10. sariaka91 ( 28/08/2004 21:49)
< 3 mois = embryon
> 3 mois = foetus
Amin'ny siantifika, raha alohan'ny 3 volana ilay ivg dia mbola destruction de la cellule embryonnaire fotsiny ka tsy hita ho raisina hoe famonoana olona.

Nisy polémique be taty Frantsa mikasika lozampifamoivoizana izay. Bevohoka 6-7 volana ilay vhv voadonan'ny fiara, dia afaka ilay zaza. Notoriany tany @ tribonaly ilay chauffeur pour homicide, kanefa dia tsy noraisin'ny fitsarana fa tsy misy lalana hono mametra fa raha mbola ao ankibo ilay zaza dia tsy considérer-na fa olombelona, donk tsy misy vono olona.

Sarotra be ny manadihady an'izany resaka izany.
11. fijo ( 30/08/2004 20:43)
marina fa tsy misy lalana milaza fa olona ny zaza ao an kibo,nefa misy kosa ny olana raha jerena ny resaka fandovana.ny zavamisy mantsy dia izao.raha io resaka akisida io no tohizako.
raha maty ilay rain'io zaza ao an kibo io dia tafiditra amin'ny resaka lavitra eo amin'ny fandovana.satria misy filaharany io fandovana io.
1-ny zanaka no mpandova voalohany ary ny vady dia any amin'ny filaharana faha 9 alohan'ny ETAT.(raha tsy misy testamenta vita eto no resahana an)
io no mandova voalohany araka ny filaharany.ka ny zaza ao an kibo dia efa mpandova eto.raha eto ilay reny no manala io zaza io dia hafaka mitory azy hoe namono olona ny havan'ilay rangahy.
ary ity koa iray.aty frantsa fa any mada ity tsy marina.
aty frantsa raha hafa jaza 6 bolana ianao dia efa misoratara ao anaty bokim pianakaviana io zaza io.
ka noho izany dia fanontaniana be io resaka vohoka io fa tandremo.
12. fijo ( 27/09/2004 23:50)
:-D :-D :-D hafa indray iny ka
13. mcfy ( 28/09/2004 00:21)
ramaso> d laniny tokoa angah zany ny atodinareo? tsisy tsony zany??? :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5477