nipaika indray ny revenant

21. fijo ( 20/10/2004 22:06)
milay reny ry zandry a.
22. ikaretsaka ( 21/10/2004 03:27)
ary tsy azoko mihitsy ity resa-tsamoina ity le :/
23. chipie1 ( 21/10/2004 14:35)
ato tsy maintsy misy hors sujet fona an!
24. fijo ( 21/10/2004 21:40)
sambory sambory. :-D :-D :-D
25. fijo ( 26/10/2004 00:10)
ny ahy izay hazoko lany aby ka
26. fijo ( 26/10/2004 23:00)
kally io ko
27. kally ( 27/10/2004 09:00)
Io indray fijo!!!olona mipetraka tsara,mangina tsara ary dia tonotononina eo indray..ny sakafo ho\'a ho hanina fa avelao ny olona.
28. kally ( 27/10/2004 19:44)
Avy koa Ramaso...lolo izao no resaka fa bedy eo!!
29. fijo ( 27/10/2004 20:45)
kally an,azafady fa kaly no tiako lazaina e.ilay anaranao wa maha te ihinana ka izay no maha voatonona azy matetika.
fona e
30. kally ( 02/11/2004 17:49)
mbĂ´ namono lolo aza fa tsy namono vorona e?
31. fijo ( 03/11/2004 00:13)
izay ary fa voa koa i ramaso.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0987