Sarotra hono ny mitaiza zana-drafy?

1. nathanael ( 21/08/2004 16:27)
Marina ve izany ry zalahy?
novalian'i fijo ny 25/08/2004 20:38
2. nati ( 21/08/2004 19:51)
fa ahoana koa ary izany fanontanianaao izany,ny mitaiza zanaka nateraka aza efa manahirana koa maika fa zana-drafy indray ve .Kanefa miankina indrindra @ ny hoe rafy maty ve sa mbola velona.
3. yonikafopl ( 21/08/2004 21:11)
asa ry nathanael fa za mbola tsy nitaiza no tsy te hitaiza kou :-P
4. ramoul ( 21/08/2004 21:14)
zay ndray no tsy fan tatro.
Mety mafy ihany ngamba aloha ra mbola velona le rafy é!, fa ra maty kousa aloha tsy mety hoe hanahirana b firy ihany.
5. poupounesana ( 22/08/2004 08:01)
tena sarotra ny hiaina izany na d le fisian'le rafy fotsiny aza maika fa hoe zanany
6. lanto ( 22/08/2004 21:06)
ny lhl toa mahay mitaiza zana-drafy noho ny vhv, izany hoe aleo raikely toy izay renikely. nefa asa aloha fa zah sady tsy notaizain'ireo no tsy mbola nitaiza araka ny tenin'i yonikatsifopl :)
7. pitchou ( 23/08/2004 10:31)
asa marina! raha zanany talohan'ny nivadiana mety ho hafa noho ny hoe zanaka tany @ sisiny nefa efa mpivady! efa nahita olona nitaiza ihany aho alou fa misy ny tena nitondra otran'ny zanany fa misy .... gay! tsy fanao enao!
8. shadom ( 23/08/2004 13:52)
miankina @ eritreritra io ry akama a.tsy misy hoe ra velona na maty lay rafy fa ny fisainana ihany no mitondra an io e.refa tena tina lay reniny tina ho azy fona io.sady tonga de mahazo reniny no mahazo zanany e.
9. tsiperifery ( 23/08/2004 14:05)
Sarotra fa tsy maninona ezahina tiavina eny raha miseho izany e ! Tsy nomena safidy toy ny zanaka nateraka ihany izy ka zakaina @ halemem-panahy eny e ! :cry:
10. fijo ( 23/08/2004 20:38)
za tsy mila mihintsy.
11. jhouhlambout ( 24/08/2004 00:30)
Tonga dia aleo hajanona raha tsy té hitady olana
12. chipie1 ( 24/08/2004 07:19)
aleo miala raha fantatrao fa tsy hahazaka ianao
13. nathanael ( 24/08/2004 14:42)
Tsary hiditra indray zany za knou!!
14. chipie1 ( 24/08/2004 17:21)
ramaso> hors sujet
15. donemaskit ( 24/08/2004 21:00)
inona moa ity zana-drafy ? :roll:
16. namananamana ( 25/08/2004 13:58)
tsy misy tsy resin' ny fitiavana ry zareo an!, rehefa tianaro ny reniny dia vonona foana i lisany iharitra eo e! dia vonona koa ianareo anome fitiavana any zanany e! fa aza mba voany fotsiny, ny raikipitia amin'ny olona efa miteraka fa de....... :x !!!!
17. fijo ( 25/08/2004 20:38)
ny reniny mety tiako fa tsy ny zananay ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.532