hirahira malagasy

1. rktmb ( 19/08/2004 20:04)
Miala tsiny indrindra manakotaba kely vetivety fotsiny tompoko lahy sy tompoko vavy. Ny radio VAZO GASY moa efa io ankafizin-tsika io. kanefa ny olona sasany, dia mety tsy maharehy ilay radio vazo gasy noho ny filtre (Firewall) izay mihatra any am-piasàna. Noho izany dia mety maro ny olona izay any an-trano ihany no mahare radio malagasy. Manao fanandramana ary izahay tanora RKTMB mba anao radio izay azo henoina any am-piasana, ka mba mila fanampiana kely avy amin'ireo afaka hanandrana ny fandehany na tsia azafady. Ilay radio-nay io akory tsy haninana velively ny radio VAZO GASY, fa hitady hevitra tsikelykely mba hampifamenoana ny emission-nay sy ny RADIO VAZO GASY. Noho izay antony zay indrindra ohatra no anaovanay ilay fanandramana ataonay io. ka raha misy malala-tanana dia hisaorana azy indrindra. Ilay toro-marika momba ity fanandramana ity izany dia hita ato : http://www.rktmb.org/web_radio_malagasy/ ary raha misy probleme dia ny support technique dia ato : http://www.rktmb.org/forum_malagasy/problemes_site

Misaotra betsaka tompoko.
novalian'i ramaso ny 06/09/2004 15:51
2. hery ( 19/08/2004 20:58)
Miarahaba an'i Mihamina sy ny rehetra,

Sao dia azo jerena kely ihany ilay resaka nalefako ato http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m40b5088e15fa6 mikasika ny zavatra mety azo hatao amin'io?

Raha misy olana dia ilazao aho.
3. rktmb ( 20/08/2004 06:55)
misaotra momba ny totro-hevitra.
refa tsy afaka installer-na i Winamp dia misy hevitra hafa ... refa jereko ny olona mihaino ny radio RKTMB dia ny ankamaroany dia mampiasa Winam, misy kosa vitsyvitsy, ity ny player-ny : Mozilla/4.0 (compatible; MSIE 6.0; AOL 9.0; Windows 98) . Izy io dia version an 'i Internet explorer miaraka @ ireny CD AOL (version 9) izay hita gratuitement eny @ fivarotam-be ireny. Donc manana plugin hihainoana (mp3 sy ogg) avy @ stream izany ilay version io. Afaka misy manandrana any am-piasany ve ? tohizako ary @ ilay resaka informatika ny resaka , dia mihainoa finaritra izay afaka mihaino
4. nathanael ( 31/08/2004 13:08)
hihihihihi
5. mcfy ( 05/09/2004 23:00)
ramaso> ny itunes hono tsy antonina matoa sy novaliany hihi
6. kitjo ( 06/09/2004 10:25)
fa inona ilay rktmb?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.461