les yeux baladeurs en disent long!

21. poupounesana ( 21/08/2004 16:18)
diso ny zvt nosoratako, rehefa tsy mijery azy enao manko eh!oudry zà zany koa an!
22. nikopol ( 21/08/2004 16:21)
Za nandainga tamin-za niteny an'ilay sipa zay hoe ny masony no hitako voalohany. :lol:
23. nikopol ( 23/08/2004 06:37)
Ramaso, ny ahy kou less ny masoko tsy mibalady zany fa mijanona amin'ny toerana iray, fahafahabetsany roa. :lol:
24. jhouhlambout ( 23/08/2004 16:49)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :wink:
25. fijo ( 23/08/2004 20:20)
fanja>ary raha manofy tampoka eo izy dia tanteraka anie izany e.
fanja,milay koa aloha ilay PS e :-*
26. fanja1 ( 24/08/2004 06:00)
amoureux @ ialy ps njay fijo tsssssssssssss
27. mcz ( 24/08/2004 13:39)
eeesssssssshhhhhhhiiiiiiiiiiiii mahita raha volaniny ko ireto vazzzzzaaaaa ireto kalé ino haby menda raha lazainy ireto ny gasy tsy mba manao tahaka anio zany kéééééééé raha tena gasy io mahay mitia , sa karakory zama ravatorany hahahaha ny masony tsy mivezivezy zeny ny azy tonda de mitifitsy tanjemo hmmmmmmmm
28. fijo ( 24/08/2004 19:49)
fanja>ih,ih,ih ianao kosa wa tsss
mcz>tara amindravato indray an.
29. fanja1 ( 25/08/2004 16:19)
fijo! mba lazao mou ny marina e! hihihiih vazivazy ny ahy an!!!!!!!!!!!
30. fijo ( 25/08/2004 20:18)
tara aho izany e.zivaziva ny ahy an. :-*
31. mumu ( 29/08/2004 12:28)
humm tara amin'iza njay fijo?
32. fijo ( 30/08/2004 21:05)
mumu> aminao ihany ko,ho tara amin'iza indray moa ity tokam po e. (l) :*
33. mumu ( 31/08/2004 07:46)
fijo :*
34. fijo ( 31/08/2004 20:27)
melsy (l) :*
35. tsiperifery ( 01/09/2004 07:40)
mumu sy fijo > sambatra nareo fa tsy maso intsony fa efa ny langy no mibaladilady ! :lol:
za mbola miandry ny tohin'ny leson'i fanja1 fa tsy mbola nampianariny io dingana manaraka io ! :(
36. fijo ( 01/09/2004 20:25)
tsiperifery>homeo sakay letia amin'izay mandroso haingana an. :-D :-D :-D
37. fanja1 ( 03/09/2004 07:19)
tsiperifery :-D :* ahahaha
38. fijo ( 04/09/2004 19:02)
kay faly be fanja le.mahafinaritra
39. fanja1 ( 05/09/2004 10:36)
ramaso! azafady akia fa tsy noheviriko ho zaza njy e! :-D
40. tsiperifery ( 06/09/2004 07:50)
Oay ! zà kay efa tara lesona ! :roll:
Ataovy au ralenti fanja1 fa finaritr'i fijo mahita anao mifaly a !
fijo > nandaitra letsy le sakay fa misoatra a ! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.149