savoir lire les pensées des hommes
21. zandryrija
(
29/08/2004 12:13)
matoa aloa mitelindrora izany de efa te hihinana
sakafo é
anefa ny voalohany angamba tsy izany
sady ny théorie ohatran'itony anié
tsy de mila tadidiana fa ny bandy tara de mora hita ihany raha eo @ firesahany ary raha ity no ataony de ahoana 8O
sakafo é
anefa ny voalohany angamba tsy izany
sady ny théorie ohatran'itony anié
tsy de mila tadidiana fa ny bandy tara de mora hita ihany raha eo @ firesahany ary raha ity no ataony de ahoana 8O
23. pitchou
(
30/08/2004 06:01)
ary karetsaka aza mitoditodika rehefa mamily fa sao mandona olona eo an! hihihihi!
ary maninn mou raha tsy mivaky loha mamantatra izay any an-tsainy any e? ny toky fitaka mou lamaody kou ny ankosobolamena indrindra @zao andro be mpanendaka izao! tsy fantatra izay izy sy tsy izy fa ze mahafinaritra no tazonina! sa tsy mety? :?:

24. fijo
(
30/08/2004 21:08)
:P :lol: :-P :-D toa manjary olana indray rafijo izany ko.misy te hanoratra ny tantaran'i fijo nga ato. :idea:
26. choelah
(
05/02/2005 11:13)
slt> et si le gars est vrémen tres timide et k il n osen mm po vous regardé a chak fois k vou l parlez eske vou pensez k c par timiditer ou esk il se fiche de c ke vou dites???????????
27. majakely
(
31/03/2005 16:04)
na dia timide be aza ilay bandy dia misy signe ihany refa tia na mi-interesser aminao ry choellah fa aza taitra !!! 8)
28. poupounesana
(
03/04/2005 17:54)
zany hono akia ry choellah ah! fa refa tsy mbola mijery ihany d tazomi ny saokany d atodiho mankany aminao d teneno izy hoe : mba jereo zà refa miresaka @nao d ho hitana oeo zé ataony
29. xxx
(
10/04/2005 10:46)
fanja raha bola tsy hitanao angamba le oulona mety tsy afaka ny hiteny zavatra momba le oul enao e
dia mba jereo ary aloha izy dia @ izay ianao tsy mana doute intsony e aza matahotra howa
dia mba jereo ary aloha izy dia @ izay ianao tsy mana doute intsony e aza matahotra howa