tonkatrano

1. lema ( 17/08/2004 13:00)
iza kay no tokony itantana ny vola ao ary ahona no fomba itantanana azy.
novalian'i fijo ny 24/08/2004 19:31
2. nyna ( 17/08/2004 13:32)
en générale ny vhv no mahay mitantana kokoa satria izy no mahalala kokoa ny besoin primaire ao an-tokatrano!

Fomba hitantanana ahona no tianao lazaina azavao!!!
3. ludo ( 17/08/2004 13:37)
io d araka ny fifanarahan'ny mpivady iany ka misy ny leh sasany mametra ny vola omeny vadiny;d misy koa ny veh sasany tsy manaiky an'zany fa tsy maintsy mody ao antrano ny karama rhtr d izy no mitantan'azy! d ny fomba fitantanana azy ndray d miankina @
tsi-1-1 satria misy ny mahay mitsitsy ary misy ny manao gaboraraka tsy mijinjo ny vody andro merika!!!
4. xxx ( 17/08/2004 13:51)
Io fitantanana io dia izay hifanarahan'ny tokantrano ihany . Zà izao tsy tia mitantam-bola raha resaka sakafo sy kojakoja ilain'ny fianakaviana ( fitafiana, kiraro ,...) ary ny fanadiovan-trano . Raha resaka fiara sy ny fialamboly samihafa indray dia ny tenako no mandray an-tanana ny budget momba izany !
Samoina
5. hery ( 17/08/2004 15:06)
Anisan'ny expérience hitako tao antranonay (tokantrano ahahaka :) ) Omena ny vehivavy daholo ny vola rehetra dia ny vehivavy no mitantana azy... any amin-dravehivavy indray ralehilahy no mangataka vola rehefa avy eo. NY dépense anefa na izany aza dia ifampierana. Ilay vehivavy izany no manoratra ny zavatra tokony holaniana rehetra mandritra ny volana (araka ny traikefany nandritra ny volana maro lasa) dia ilay lehilahy manitsy sy manampy izay tokony hampiana.
Andramo io fa tena orinasa kely ny tokandrano raha resa-bola
6. poupounesana ( 17/08/2004 18:02)
tena manohana ny hevitr'i Hery tanteraka!
mampalahelo anefa fa efa betsaka zao ny lelà no manafina ny fiche de paie-ny @vadiny!mitazona vola hoan'ny "revy" satria mataotra sao tsy omen-dramatoa vola anaovan'izany rehefaveo!ny ankizy anefa dimy ao d mbola zany no eritreretina!fa aleo le ramatoa no mitantana eh fa ny handaniana azy hiarahamanapaka!
7. rvoulah ( 17/08/2004 19:59)
za koa de mitovy hevitra amy hery ka, tokantrano sy fitantanana modely mihintsy zany an
8. fijo ( 17/08/2004 20:21)
an an,laniany eo ny vola ko.tsy lasa izany.ngamba dia ny lamba sy ny haingo no mameno ny trano.
9. ramoul ( 17/08/2004 20:25)
hihihi marina mintsy zany ry fijo à!
Ny ahy aloha alefako any am' banky, de rehefa mila vola de maka any é!
10. ludo ( 18/08/2004 11:33)
hery>io d miankina @ toetsain'ny veh iany satria misy veh sasany tsy mahay an'zany fa l manao b loha ireny we tsy manitsy alefa aty ny karama rhtr amiko tsy misy olana raha mahay mitantana izy fatsy zany kosa ny sasany fa vao azo ny karama d tsy ita ao antrano fa mivoka fona (pendant 2 sem) d refa manifinify @ zay vao mijanona ao antrano @ zay zvtr vidiny tsisy dikany akory d ra vao teneninao sy anarina d izy ndray miakatra sy manao chantage ny ahy kosa ra zay aleko célibat iany ka!!
11. lema ( 18/08/2004 13:05)
néna ndray alou ny hitako dé ny volan-tsakafo ihany no omena ny vhv e! oh:xxx frs par jourrs no atao sakafo dé omeko azy par semaine lé izy fa ra omena miaraka ko mety lany alohan'ny fotoana dé nsisa iaraha manapaka
12. fijo ( 18/08/2004 21:06)
izany mihintsy ry zalahy fa misy tena gravy anie ireo sipa ireo raha handany vola e.(le haingo ihnay io)
13. sariaka91 ( 18/08/2004 21:07)
Samy miandraikitra izay zakany arakaraky ny vola raisina no hitako metimety kokoa. Ny anay mantsy dia toy izay ary mety tsara hatr@ izao.
Ankoatrizay dia tsy akambana ny kaonty any @ banky fa samy manana ny azy, @izay samy malalaka mampiasa ny volany tsy mila fantatrin'i anankiray. Rehefa tsy mandavaka ny budget-mpianakaviana fotsiny dia izay.
14. ari.malala ( 20/08/2004 06:25)
Tokan-trano iaraha-manana io noho izany dia tokony hiara-mitantana @ zay hita eo ny dépenses rehetra fa tsy ramatoa irery no hisaina hoe tsy ampy ny izao na inona no hatao laoka.
15. pitchou ( 20/08/2004 15:54)
fijo> kou raha enao no mitantana ny vola ko tsy lany any @revinao any daholo????
zà alou manohana ihany ilay modelin'i Hery e! Iarahana manao ny budget mandritra ny volana! fa tsy mety kosa amiko zany hoe satria le ramatoa no mitantana dia tsy hahazo vola am-paosy le rangahy! dia mba ahoana ny fijerin'ny olona azy raha sanatria ohatra rovitra tampoka teny an-dalana teny ny patalohany nefa tsy afaka nividy pataloha akory izy? na hoe misy tsipaipaika tampoka ao am-piasana noho ny antony maro samihafa d tsy ariary am-paosy izy? mahamenatra izany!
16. hendry ( 21/08/2004 14:55)
Iaraha-manapaka fotsiny ny fandaniana rehetra. Ampitoviana ihany koa ny argent de poche-n´ny lehilahy sy vehivavy.
17. pitchou ( 23/08/2004 06:47)
hendry> ka ny lakilen\'ny coffre ange tokony any @ vehivavy e! d efa argent de coffre nenazy zany!
18. fijo ( 23/08/2004 20:16)
an an ty amin'ny lehilahy ka.lakile ve homena vehivavy tsy ho fotsy varavarana izy?
19. lema ( 23/08/2004 20:29)
fa io vola io kou anie efa nampisaraka olona maro e!
20. fijo ( 24/08/2004 19:31)
izany mihintsy.ary matetika mampiady io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6077