Aretina sa misy fahavoazana ny sainy

1. ludo ( 14/08/2004 21:31)
Fa inona no mahatonga ny raimpianakaviana
miray @ zanany naterany na ny zanak'anabaviny na ny zana-badiny fa tsy
olon-kafa ivelan'ny fianakaviana raha anao
adalana iany????? :evil:
novalian'i fijo ny 23/08/2004 20:47
2. sipagasy ( 15/08/2004 05:54)
:evil: tena sady mahamenatra no mamoafady mihintsy!
3. pitchou ( 15/08/2004 14:30)
angamba tsy misy vhv manao an'izany fa aleo ny lhl ato no aoka hanazava ny antony hanaovan'ny lhl an'izany e!
4. ramoul ( 15/08/2004 20:03)
:evil:tsy mahita vhv tsony ngamba lery de aleony ny zanany no ataony.
5. ludo ( 16/08/2004 07:11)
picthou> marina fa resa-delh lay izy nefa hvtrao no anontaniana fa tsy ny mahavavy anao
akory kanefa tsarovy f'efa nahita veh niaraka
t@ zana-drahavaviny(lahy) aho d iza no diso?
6. lanto ( 16/08/2004 07:27)
raha zaza kely no nataony de mpametaveta zazakely izy izany
raha olon-dehibe nefa havana dia tsy mahalala fady izy izany
Voa kely foana ny sainy am'ireo lafiny roa ireo : mpamosavy malemy hono ka ny ao an-trano ihany no asiana.

ilay vhv resahin'i ludo eto angamba ao @ le sokajy faharoa no misy azy !

Ny hevitro ? misy lehilahy misaina am fitaovampananahany ( :)) ka zary mitovy daholo ny rehefa vhv eo anoloany : tsy mahalala fady , tsy matahotra fiaraha-monina ! (Tsy miteny aho hoe ny lhl rehetra io an) Ny zandrim-bady an-trano moa de eheee ! " manalasala..." hoy ny sasany , "dongadonga tsy fihinana ..." hoy ny sasany ! tssss : Jerijereo ihany ny zanjinareo ry vhv isany ! :-D
7. lema ( 16/08/2004 14:09)
rehefa samy lehibe alou dé zé ifanarahany any fa na zany na tsy zany dé zany no atao hoe vetaveta.
fa raha mbola tsy ampy taona kosa lé sipa kely dé toriho any @ polisy fa any am-ponja no mendrika azy
8. ludo ( 16/08/2004 14:50)
t@ gazety 1 aho nahita ankizivavy 12 ans
nilaza izy fa nanary kibo t@ reniny d nentinytany @ hopital d hoy radoko we
efa akaiky ho teraka (mihetsi-jaza) izy ity
d hankona tsy nahateny ny reniny ka nanontaniana lay kalakely we ny nahabevoka
azy d ny rainy no noteneniny (efa nihinana
any amponja zao l rangahy)
Fa maninona no nafenin'ilay kalakely zay
toe-javtr zay ra tsy efa ho teraka? nisy nifanarahana ihany tao !!!!d in ohatra?????
9. diavolana ( 16/08/2004 18:19)
raha cas inceste ohatran'ny ray & zanaka dia tsisy hoe lehibe na kely fa dia raran'ny lalana avokoa, ary iharan'ny sazy henjana
raha zandrimbady kosa, ka olondehibe, ka tsy viol, dia mety hisy ny olana na hitory aza le sipa
ny fanafodin'ilay cas faharoa dia tsy miara mipetraka
10. mimich ( 17/08/2004 10:00)
sady aretina no fahavoazan'ny saina izany hoe aretin-tsaina!!!! , izay no fahitako azy.
11. poupounesana ( 17/08/2004 17:06)
misy fantasme hafa2 koa alou reny raimpianakaviana mitady firaisana @zanany reny kah! asa alou fa raha misy mifanena @nareo d ento any @psy analyser d @zay fantatsika hoe inn no antony nanaovany an'zany
12. joda ( 17/08/2004 21:27)
marary ny sainy e :x
13. fijo ( 17/08/2004 22:18)
misy fahavoazana ny sain'ireny ka amiko dia ny migadra mandra pa ny vaha olana.
tsy sahy milaza ilay zanaka satria malahelo izy raha higadra ny rainy.
14. jhouhlambout ( 17/08/2004 22:38)
zay mihintsy, misy tsy ampy kely ao :evil: :twisted:
15. mimich ( 20/08/2004 10:09)
tapitra
16. fijo ( 23/08/2004 20:47)
tena lehilahy :evil: :evil: :evil: :evil: 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5522