CLANDESTINITE

21. mumu ( 05/09/2004 08:16)
lanto efa sitsana ngamba! :-D
22. ds ( 05/09/2004 13:44)
[Hoy Tsimibolisatra]
Tsy henjehina ny gasy miklandy satria tsy misy vola hohanina any aminy ...
=================
Diso be izany fanadihadihanao izany. Tsy miaina ao Frantsa tokoa ianao ka tsy mahita ny fandraofana (rafles) , tsy ara-dalàna, ny vahiny tsy manan-taratasy na tsy manan-jo ipetraka ao. Asa raha fantatrao fa ny baiko omena ny polisy aza, dia ny fanenjehana salan'isa avo indrindra (fifaninanana) amin'ny fandroahana vahiny tsisy taratasy. Tsy ijerevana tavan'olona na fiaviany io fa mitovy aby rehefa vahiny.
Ny hafatro manokana : aza mba manody ny mahazo ny "clandestin".
Ka raha mahafantatra ianao mpiray tanindrazana voasambotra na manana olana, dia mba hampio fa aza lany andro mitsikery.
Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika.
23. ikaretsaka ( 06/09/2004 04:00)
izay... vay an-tapokandrina io
24. ralay ( 06/09/2004 09:09)
Salut daholo indray
Marina ny voalazan'i ds fa tena diso be ny analyse-nao ry tsimibolisatra. Tsy haiko hoe aiza ianao aloha no mipetraka fa raha ny aty frantsa dia ireny asa lazainao fa tsy misy frantsay mpanao ireny indrindra no tena tsy azon'ny ol tsy misy taratasy atao satria mpiasan'ny mairie izy ireny na sous traité ka tsy maintsy mi-montrer pattes blanche vao afaka manao azy izany hoe en regle daholo ny momba anao. Ka tsy dia izany loatra no tsy hanenjehana azy araky ny voalazanao. Ny cland rehetra dia enjehin'ny polisy daholo na avy aiza izy na avy aiza fa aza diso hevitra isika.
25. ds ( 06/09/2004 11:32)
Ny an-drizalahy any Quebec any Ralay midadasika be ny tanàna ka mbola miantso mpiavy (emigrés), dia heverina ho toy izany daholo kanefa ny aty aza fandroahana mpiavy no lamaody.
26. fijo ( 06/09/2004 19:35)
ny fahitako azy koa dia te hanambany ny gasy aty fotsiny i tsimibolisatra e.dia asiana kely io tahin'andriamlanitra io eo ambany.raha za no kristianina menatra ny namana toa io aho.
27. ainaheri ( 28/09/2004 07:59)
fijo>dia avelao izy hibolisatra ho azy eo ee
28. pony ( 04/02/2005 08:42)
razakabe teny kely fotsiny:fa naninn no tsy natao teny gasy fa natao teny frantsay sa @zay rà misy vazà té hijery dé afaka manao désanty any ampiangonana sa tiana omena sopapa ry zareo.Tsara ny manomé statistika fa aza misikéra fotsiny wa.
ZAY MITAMBATRA VATO , ZAY MISARAKA FASIKA
rà misy lavo aéréno izy,rà misy potraka bà ampio izy :-* :-*
29. fijo ( 10/02/2005 22:32)
marina izany
30. mirabel ( 08/05/2005 17:05)
betsaka izao ny gasy nlefa nody noho ny tsy fananana ttsy io tato ho ato satria araka ny voalaza tetsy ambony dia masiaka sy manao sava hao ry zareo ka mahavita maka any antrano
31. sipagasy ( 11/05/2005 23:45)
faritra aiza aty frantsa indray izany manao sava hao izany kleeeeeeeeee :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2163