kaly gasy matsiro

21. mira ( 20/07/2005 14:42)
ny ahy ndray lay trondro gasy asiana lafika ovy,voanjo-bory ,sosety sns...tetehina nyovy dia atao ao ambanin'ilay trondro zay itiavanao azy na ataonao ambany na ambony fa tsara doly dia avy eo apetrakao eo amboniny ny trondro dia avy eo manao sauce voatabia, tongolo, l'ail, poivron, poivre,carry sns.. zay itiavanao ny epice atao @ dia refa vita dia arotsay ao anatinilay trondro,dia asina rano zay mahamasaka azy, ritina tsara dia mihinana finaritra ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1892