Ra 8 lasa any Athene

21. tsiperifery ( 16/08/2004 09:26)
Izay no maha fetsifetsy azy fa anaovany jeu de mots mba ilazana an-kolaka hoe raha miezaka tsara ny atleta gasy ka mamokatra dia entiny " tout le monde " hanotrona sy hi-encouragé ireo atleta ireo ! Fomba iray hilazana io hoe mihezà ry mpifaninana fa tsy redre mihintsy isika gasy @ JO e ! Nomeny drala famporisihina mihintsy. Tsy hafahafa izy fa misaina kah ! Aza matahotra saingy aza mino fotsiny ihany fa arao asa .Tsy magicien akory izy fa toa ahy sy ianao ka mila fanampiana sy fanohanana kouh !!
Aide-toi et Ra8 t'aidera. :)
22. fijo ( 16/08/2004 21:19)
mba mpihaino radio matetika aho tany mada fa io radio "antsiva"io dia tsy misy ataony hafa tsy ny manaratsy ny fitondrana.mba milaza hoe zavatra iray voalaza tao ka nanohana?ary ny tena loza dia manome vaovao tsy marina.ohatra ilay resaka solika "galana"io radio io no nadrenesako io vaovao io voalohany ary dia nolazainy fa nitazona ankeriny ny soliky galana ny fitondrana.tsy izay anefa kay ny tena izy fa i galana no naka ny solika tao toamasina ary naika hamidiny mora tao maurice.raha ianao no mpitondra nanaiky izany ve ianao?
ilay fialan tsasatra,tsy hitako izay olana amin'izay.ny filoha frantsay izao tany la reunio,dia naninona?naninona no tsy nisy nilaza koa hoe fa nahoana no tsy tany nice na cannes?
tsy hoe rehefa ny gasy anie no manao zavatra dia ratsy foana e.mba hovao izay fomba fijery izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5098