un bon joueur
21. methode
(
10/08/2004 23:22)
De ze ifanarahanareo ao aloha e!!! Tandremo fotsiny sao misy maratra ao an!!!
22. bogosy
(
11/08/2004 08:47)
tsy irery ianao ralema fa mbola eo ny bandy fa aza taitra!
Ny ahy tsotra fotsiny e:marina ny any lery hoe ny bandy tsy hikozy volohany zany fa raha izaho no eo am toeran sipa de porofoiko tsara aloha rehefa hita fa tsy tafa tsony de mi-pa.
Raha mbola kofa tsy hikozy hoe misy......ny fitom.....ko.Asa aloha ela manamari-tena io ra lema sy methode
Ny ahy tsotra fotsiny e:marina ny any lery hoe ny bandy tsy hikozy volohany zany fa raha izaho no eo am toeran sipa de porofoiko tsara aloha rehefa hita fa tsy tafa tsony de mi-pa.
Raha mbola kofa tsy hikozy hoe misy......ny fitom.....ko.Asa aloha ela manamari-tena io ra lema sy methode
23. poupounesana
(
11/08/2004 14:29)
le fahasahianareo miteny eto anie no mahatonga anay mamaly anareo ry lema sy bogossy eh satria nareo zany mijoro ho vavolombelona @le izy! ka zao, matantesa ny valin'ny hatao zany eh
25. pitchou
(
14/08/2004 17:50)
oudry! enao ity! tsy aleo izy mitsotra toy izay mandainga sy mamitaka? eritrereto hoe ianao no tratrany: inn no tianao?
26. poupounesana
(
17/08/2004 09:46)
zany ndray v d mbola hanontaniana! rehefa tsy te hiaraka intsony, inn no mbola mampitazona anareo?mataotra angah nareo hoe hamono tena zahay? sady rah mbola miaritra eo nareo, ny jeunesse-nay laninareo fotsinn, ny fotoananareo koa very!zvt sarobidy daolo zany!ka stupide b le tsy tonga d mitsotra eh! tsy misy excuse nareo @zay!
27. fijo
(
17/08/2004 21:53)
ny antony tsy ikozinay anie dia satria tsy tantinay ny ahita anareo hitomany sy harary fo e.aleonay mody avy dia tsy hita dia mitranga kely matetika eny ihany rehefa mba sendra mandalo iny.amin'izay tsy miady tsy mifanadala fa dia milamina foana e.
28. poupounesana
(
18/08/2004 06:19)
tsy hahagaga anareo kosa v rah tsy hitomany na d kely aza?normal zany reaction zany ary tsy maintsy ho zany foana no hiafarany ka tsy aza asiana andraso andraso!
30. pitchou
(
20/08/2004 16:02)
ary raha nareo le tena tia tena raiki-pitia iny no mba ataonay an'izany e? ny vhv ange raha mitomany mahatsindry fo fa nareo lhl rehefa mitomany d tena perte be e!
31. poupounesana
(
21/08/2004 13:32)
ny fandinihako azy aloha d fialana andraikitra ny anareo lelà!satria raha naveriko novakina le nosoratan'i lema tery ambony d hoy i lema hoe "avy @ny vhv FOANA ny fisarahana"! sao d tsy mety mihitsy ny nilazanao azy ry lema marina ah!sao d tokony misy ahitsinao ao eh!na ampinao kely ny fanazavana azy
33. mumu
(
07/02/2005 12:27)
ny vehivavy matetika misaraka satria izy refa mahatsapa hoe tsisy fitiavana intsony de manana honesty hialana! satria matoa vehivavy miaraka amin'ny lehilahy de ao zay ilay fitiavana!
ny bandy kosa na de tsy tiany tsony aza ilay sipa de tsy mampaninona azy mintsy ny mbola miaraka aminy eny!!
ny bandy kosa na de tsy tiany tsony aza ilay sipa de tsy mampaninona azy mintsy ny mbola miaraka aminy eny!!
35. mumu
(
07/02/2005 13:01)
nikopol za efa honety atram'zay ka!
inona ary ty midabodaboka amin'ny tany ty!! mitsangana teo fa tssss!
inona ary ty midabodaboka amin'ny tany ty!! mitsangana teo fa tssss!
