Kiwi

25. ikaretsaka
(
15/10/2004 04:21)
f\'angaha Booboo sy ramaso zao ny lamaody kle.. ary fanina aho fa variana nihinana kiwi

26. booboo
(
16/10/2004 15:56)
fijo a, ramaso a, ikaretsaka a > resa-kiwi ny ato fa mivôna aby nareo !

28. Ramaso
(
22/02/2005 05:26)
novembre ny fiakaran'ny kiwi any madagasikara , maintso be izy izoa fa hanomboka hamony

29. majakely
(
23/02/2005 12:39)
ny ahy dia hohaniko amin'ny sotrokely ny kiwi fa tsy voasako zany; fa mifoletaka raha tsy misy hodiny intsony!

30. Herimiafina
(
09/09/2005 00:40)
jantina:
Nitondra kiwi tany Dago izahay fa tsy hay ny namboly azy. Ahoana kay ny fomba fambolena an'ireny any? Sady voankazo be vitamine mantsy io no mahasalama. Sady sakafo no haingontanàna.
Nisy nanandrana namboly tany Bira tany il ya quatre ans izay fa tadidiko.