Nanahoana ny tany @ 67?

41. samymalagasy ( 08/08/2004 17:21)
:D :D :D :D >FyJL>aza omena tsiny za ra sty nande fa efa fantatr'ela ny antony e!
42. fijo ( 11/08/2004 22:41)
mimich>tsy variana nitady kaly aho tamin'io fa naiky dangy iny alina iny.
pitchou>vizaka marina fa nitadiaviko tany foana nefa tsy nety hita fa manao fivoahana foana hono.nefa za aza mba sahirana ery nihodina tao amin'ny faran'ilay lalan kely io.
43. mayah ( 12/08/2004 00:53)
amin'ny manaraka mba aatovy aty diego dia sady mitsangatsangana daholo @izay tena manao voyage kely mihintsy ny problem manko izahay aty dia tena dephaser tannteraka mba hitadiavo hevitra ny hifandraisana @ namana ok!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3544