maty ny DEBA....................
21. jhouhlambout
(
04/08/2004 11:42)
Iza daholo ireo mieritreritra faty ireo e? :twisted:
Avelao ny olona hikarakara ny fiainany any e, sady lery iny ary toa mbola vao any @ 60-aine any fotsiny koou
Avelao ny olona hikarakara ny fiainany any e, sady lery iny ary toa mbola vao any @ 60-aine any fotsiny koou
23. xxx
(
11/08/2004 12:41)
tena mba heritreritry ny tsy manan-kandresena anie leireto ny maniry fahafatesana ho an'ny mpifanandrina amin'ny tena eh
26. fijo
(
12/08/2004 22:24)
ny olona toa ireny dia tsy hifona izany mihintsy satria izy dia mihevitra hatrany fa tsara ny nataony.
amin'ny maha filoha taloha azy dia tokony homena hajany ihany ny vatany rehefa vita ny aminy.
farany,tsy hanova inona amin'izao fahorian'ny gasy izao akory izay fahafatesany.
amin'ny maha filoha taloha azy dia tokony homena hajany ihany ny vatany rehefa vita ny aminy.
farany,tsy hanova inona amin'izao fahorian'ny gasy izao akory izay fahafatesany.
27. fyjl
(
13/08/2004 07:49)
- Amiko manokana dia tsy sazy ny fahafatesana satria eo no mifarana ny fangirifirina rehetra.
- Olona très très ambitieux izy ka tsy dia hino loatra aho hoe hanao fifonana izy. Na hanao an'izany aza izy dia @ hendrika hafa fa tsy hilaza aminao ny fahadisoanay mihintsy
- Tsy ho azy koa no hanaovany an'izany raha hisy zany fa passeport ho an'izay handimby azy

28. bogosy
(
13/08/2004 08:56)
n'iza n'iza maty dia tokony hifona foana alohany ho faty na dia mihevitra fa marina aza satria isika tsy misy mahalala hoe mety tokoa ve ny nataoko teto an-tany sa tsia
29. besoiiin
(
14/08/2004 06:02)
ka tokony izao ilery dia efa mifona sy mibebaka amin'Andriamanitra sy ny malagasy fa tsy miandry izany efa ho faty izany! f'angah ilery mahafantatra hoe efa ho faty aho izany? dia raha maty tampoka bia ahoana? ary tokony ny vahoaka malagasy hitan'ny masony aloha no hofonany izay vao mitodika @n'Andriamanitra izy! raha isika hitany maso aza ataony tsinotsinona mainka fa Andriamanitra tsy hitamaso ve horarahiany??? raha mba nanome voninahitra an'Atra mantsy izy tsy nanao ireny habibiana rehetra ireny!
30. pitchou
(
14/08/2004 16:13)
nanana ny antony izy nanaovany an'ireny! mety tsy hifona mivantana @ vahoaka malagasy izany mihitsy izy alou e! saingy (izy iny mou katolika tokou e?) eo @ kofesy farany izy mino aho fa hanao an'izany!
31. besoiiin
(
14/08/2004 17:48)
ka ny blem ange hoa mety ho faty tampoka izy e! tsy afaka hikofesy akory! "ho avy tampoka toy ny mpangalatra mantsy aho" hoy ny tompo ! koa tsy aleo ve mba dieny izao dia mibebaka e!
32. fijo
(
16/08/2004 22:06)
ny olona toa ireny tsy mifona zany.jereo sadam,sy ireo maro tany amerika atsimo.ny zananany no tokony hifona hoazy,nefa jereo koa ireo nataon'ny zanany.ny tsy fahafahany mody any dia efa sazy hoazy.misy hisainanay izay ary misy hisainan'izay te hanao toa azy koa.ary indrindra misy hisainana'ny gasy amin'ny manaraka tsy hifidifidy foana izay milatsaka eo.
33. pitchou
(
17/08/2004 10:53)
iza no mahita? mety mitondra faisana tsara izy any d mba tonga saina?
34. tolotra
(
17/08/2004 13:23)
ny deba! maty foana ny deba rehefa mifarana ny film,fa matou ny deba mbola tsy maty de mbola mitohy ny film,kah mba mailo!