tsara atao namana

1. lema ( 30/07/2004 19:28)
misy olona mahafinaritra be mihintsy ao @ groupe-na namana mahay miaina miramirana lalandava mahafinaritra tanteraka ny toetrany dé roboka énao iaraka aminy,fa rehefa miaraka aminy kosa dé ny mifanohitra amizany no ataony,masika be sns......
inn no mahatonaga zany ho an\'izay efa sendrany?
novalian'i fijo ny 16/08/2004 20:52
2. olly ( 31/07/2004 02:44)
arakaraka ny resaka ataonao aminy io ry lema : raha raisinao "pour ce qu'il n'est pas" ilay olona dia hanjary hivantana firesaka aminao mazava ho azy...amiko manokana aloha izay .
ankoatra izay tsy hitako hoe inn no tsy tokony hinamanana amin'ny hafa , tant que mbola nisy koa fifanajana sy tsiky azo nifampizarana na finamanana tsotra sy nahafinaritra teo ...

3. poupounesana ( 31/07/2004 06:40)
azoko tsara ny tian'i lema tenenina satria efa niainako!hafa mihitsy ny toetra sy ny fomba2 rehefa namana tsotra : tsara fanahy b, tsy mba kizitinaza mitsy nefa rehefa miarak@ ny sipa d mihantanhanta b d somary masitsika! mitady affection hafa mihitsy ny dikan'iny eh! exigenante kokoa izy @ le oll tena tiany. tsy mety ihany alou le izy nefa mety tsy fanahy iniany ange! fa anjaranao ny manazava an'azy we tsy d tinao le izy manao an'zao!
4. pitchou ( 31/07/2004 06:45)
iza ndray no nasiaka t@lema tany? rehefa masika izy d itsikio e! :)
5. lanto ( 31/07/2004 09:34)
mba azon-javatra koa ity lema ity an !
6. olly ( 31/07/2004 09:51)
an3 tena tsy haiko ry zareo fa raha ny ahy , tsy misy zavatra mampahasiaka ahy en gnl raha tsy io resaka fifanajana io ...(resaka injustice zani no marina no tsy lefiko e : na amin'iza izany na amin'iza, (an-trano comme avc les amis sns ) asa défauts angamba izany hoy ianareo , na asa inonn no antony ,fa dslée ny ahy rehefa zavatra tsy tiako d manazava aho d miteny ..rehefa tonga ny fotoana tokony hanaovako izany .
ankoatra an'izay aho tsotra d miresaka sns ...



7. olly ( 31/07/2004 10:01)
lanto < f'hita wa ... :-D :-D
8. yonikafopl ( 31/07/2004 20:36)
fa tsy ny rehetra kosa kalou io ry lema a!
ny ahy koa ry olly ny fifanajana no zavatra mahasarotiny ahy indrindra,fa za mihomehy foana na an-tsoratra na mivantana, ary tsy miova izany, ary rehefa namana dia namana .
Ny zavatra tsy tiako ny ahy tonga dia abaribariko ka raha mbola manao iny ihany dia izay no mampasiaka ahy.
Fa tena misy marina ireo manafi-toetra , ataony izao langolangon-teny rehetra izao ka raha roboka ianao izay vao asehony ilay maha izy azy, tsy mety izany ary tsy azo atao namana akory raha amiko, mpihatsaravelatsihy.
9. pitchou ( 01/08/2004 04:01)
:lol: :lol: :lol: ka izy kosany ary ve ry yoni d asehony daolo dieny mialou daolo ny vatony?
fa tsy aleo kosa ve izy aza hoe masiaka toy izay mamitaka? sa ahoana ry lema?
10. olly ( 01/08/2004 10:35)
:-D :-D vato mialoha amin'ny aooooona ary ry pitchou! aleo za tsy hiteny intsony ... raha mifanerasera aminy marina ianao dia c le tps ki dira ....zay ihany ny ahy .
ny pb dia halasitrareo amin'ny zavatra hafa wa ny olona , nefa ianareo tsy mahafantatra ny principes- ny sy ny fomba fisainany/fiainany akory, dia mitsara2 foana sy mihevitra ny olona ho tsinontsinona avy eo( cf lhhv antson'ny fo anie e !misy dia mahatsikaiky mihitsy )
11. lema ( 01/08/2004 11:27)
ka ny ipa kou anie tsy ho zaka mihintsy raha tsy fitahina kely alou @ vohaloany e!
12. olly ( 01/08/2004 11:38)
tssss zani moa nenareo kou :-D hmm!
13. lema ( 01/08/2004 11:58)
ka marina anie zany ry olly e!
na ny sipa kou ary mamitaka rehefa mba tojo lé tena tiany izy.
14. olly ( 01/08/2004 12:09)
hay ! dia aza mimenomenona izani lema rehefa mamitaka izy fa ianao koa aza zani mba manao azy h@ voalohany koa! rehefa tsy hainao ny mifanaja aminy amin'ny voalohany d tsy hivaky loha aminao koa izy kou!
15. jhouhlambout ( 01/08/2004 15:19)
Fa iza aminareo no mbola tsy namitaka mihintsy e? :?: :?:
16. yonikafopl ( 01/08/2004 22:10)
misy marina ihany kalou ny an'ny lema e!!!!! raha tonga le oll de miteny hoe za mpimamo lava mpamono vhv tsssssss iza ny hiditra aminy eo??????
17. pitchou ( 02/08/2004 10:58)
hitan'i lema zany? aza mba mamitaka wa fa tsy laitra ny valiny e! :wink:
18. olly ( 03/08/2004 13:52)
tsss tsy valiana ftsn izy rehefa tsapanao fa oll hivaza anao ftsn ry lema sy pitchou a ! ny ahy aloha dia izani no ataoko ... olona azoko lazaina ho azoko antoka sy namako ihany no tena iresahako ato , rehefa tsy hifanaja am-boalohany dia aleo ftsn tapahina tt court ny fifandraisana : ny tsy tiako hatao amiko dia tsy tiako hatao amin'ny hafa koa e ! tsotra aho fa raha ny hifamitaka zany no hatao dia aleo hidaboka fa tsy koi zany!
19. tequila ( 03/08/2004 14:05)
Zao aloha e , hafa foana nge ny fifandraisana rehefa namana tsotra izao sy hoe olona miaraka izany e . Raha mitovy kosa ary ve dia ho ekenao hoe hitovy amin'ny ifanaovanareo ny hataony amin'ny namany tsotra? Ka dia zay daholo na lafiny tsara na ratsy . Ka ny lafiny rehetra no tena hitanao rehefa miaraka :°)
Efa hitako koa io fa tena masiaka ratsy mihitsy ny bandy sasany rehefa hoe vadiny izay enao .
20. poupounesana ( 03/08/2004 14:35)
marina mitsy daolo zany tequila ah! ka zay tina ange hono no arovana sy bedesina sy fehezina eh! fa ndraindray le izy toa lasa trop d zay no mety mahatonga ny fanontanin'i lema!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0903