suite vengeance feminine

21. poupounesana ( 02/08/2004 08:52)
ka enao anie no manao comparaison ny vhv sy ny labiera eo eh!matoa misy comparaison tokony hisy point commun zany ao(na d tsy mahita akory aza aho)! ary matoa labiera no fidinao fa tsy vhv d mety efa mahasolo azy tsara ngamba zany le labiera!!! ka rah ny fampiasana azy indray alou d enao ihany no mahita azy fa tsy zay tsy mahalala
22. fijo ( 01/02/2005 22:09)
ny itovizan'ny labiera sy ny vehivavy dia samy fanalan'ny lahy sorisory
23. poupounesana ( 02/02/2005 16:01)
fijo mandainga
24. fijo ( 03/02/2005 00:09)
lazao fa laing aindray izany
25. poupounesana ( 03/02/2005 07:48)
ie lainga zany kah! zany koa v d mba marina eh
26. fijo ( 04/02/2005 01:20)
fa inona indray ary no fanalan'ny lahy sorisory?
27. yonikafopl ( 04/02/2005 22:29)
mifanaraha tsara kalou nareo eee
28. fijo ( 08/02/2005 22:41)
i poupou ihany io ko.na dia efa marina be izao aza dia manda foana.
29. poupounesana ( 09/02/2005 14:12)
fijo t@04-02-2005 04:20:58 : baskety, jeux, toaka (toaka anefa vo maika koa manampy trotraka ny sory2) forum (aza tezitra admin han! fa misy oll refa tezitra avy any d ato manala vonkina)
30. fijo ( 09/02/2005 22:36)
iza indray ary no manala vokona ato
31. poupounesana ( 12/02/2005 11:52)
iza tokoa ary? tsy zay manana sory2 ihany v?so d enao?
32. fijo ( 15/02/2005 21:53)
za tsy mba misy sorisory izany ka.za tsikitsiky lava
33. poupounesana ( 19/02/2005 14:00)
io lava molotra b io hono izy no tsiky2 lava! hafa kosa zany tsikinao zany kah! azo ialofana
34. fijo ( 21/02/2005 23:37)
mialofa ao fa vao miha tsara ka
35. poupounesana ( 28/02/2005 08:13)
refa avy ane ny oran vo mila mialoka eh! enao angah manorana b? =))
36. fijo ( 01/03/2005 21:40)
za be rano ka. :P :P :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2663