Fananganan-jaza

21. pitchou ( 15/10/2004 17:58)
dia tongava soa na ho Ikoto na ho Ikala e! d lazao vaovao zahay rehefa teraka an!
22. ikaretsaka ( 16/10/2004 02:10)
arahabaina iznay fa \"tany lonaka \" e.. (izany ny fiteny an\'ireny \"nahavokatra \" ireny aty amnay aty
23. pisou ( 19/10/2004 19:07)
Dia misaotra betsaka anareo :P (l) (l) .
Hanome vaovao anareo matetika ihany aho e!!!!!
Aiza no misy anao ry Ikaretsaka?
Pisou
24. pisou ( 07/03/2005 09:35)
Manao ahoana daholo e!!!
Salama tsara izahay 2kely :P , vavy kely e!!! (l) (l) (l) , eo @ 8 semaines eo sisa.
Dia mazotoa daholo oooo!!!!!!
25. booboo ( 07/03/2005 09:44)
tongava soa ny 8 semaines dé manaova mora refa @ zay andro zay ô :-* :-* :-*
26. chipie1 ( 07/03/2005 11:41)
manaova mora e! :-*
27. pisou ( 13/03/2005 10:51)
Misaotra betsaka o!!!!na dia izany aza anie ry reto ka matahotra aho e!!
Bisou be daholo e!! (l) :-*
28. perla ( 06/07/2005 09:53)
Mahereza pisou a!
Io koa anie mila manana finoana matanjaka ianao e.
Na izany aza , efa nomen'ny Tompo ianao dia apetraho aminy ny sisa rehetra.
Bon courage
29. pisou ( 27/07/2005 07:47)
Manao ahoana daholo ianareo,
Salama ny tenako ary zazakely koa torak'izany, efa 2mois sy7jr izao izy, faly tokoa ny tena ary dia tena tsapako tena sambatra aho, hafa ihany izany hoe manan-janaka izany.
Dia misaotra anareo rehetra izay makahery sy nanoro hvt.
30. pisou ( 27/07/2005 07:49)
te hametraka ny sariny eto aho fa tsy haiko ny manao azy, désolé e!!!!:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.493