saron-doha

21. xxx ( 13/07/2004 07:55)
fatsoraly/
de hatahorana holasa musulman zany ny americana?somary mampiomehy ihany io article io

Momba an'ilay article voalohany:ny religion monotheiste rehetra de manana tanjona hiconvertir ny manodidina azy,nga ny kristianina tsy mitory,jereo ny témoin de jehovah sns...aoka tsy adinontsika ny ady misy ao @ protestanta sy katolika any irlande(zay misy hesisetra),tsy adino koa ny guerre de 100 ans(nataon'ny katolika na tsy aiko tsara iny)

Tsy manda mihitsy aho hoe te-imposen'ny religiony islam.Fa mampatsiahy fotsiny hoe ny religion indrindra ny kristianina sy islam dia ohatran'izany.Afaka maka ohatrana verset ao @ testament vaovao koa dia misoratra ao hoe:mankany @ afobe ny tsy mino @ andro farany sns...

kally/
Ny hanaovan'ny zareo voile zany no mety hampiova ano hitondra voaly koa?ny fananany toe-tsaina ohatran'ny lazainao no hampiova ny toe-tsainao mitovy @ ny an'azy?
22. titakely ( 14/07/2004 09:41)
izaho efa niaraka chambre tami'nny vehivavy musulman tena fanatique be ireny ilay juste ny maso fotsiny no miseho tamin'iaho niteraka fa lazaiko anareo fa tonga ny dokotera gynecologue hanao visite anay sy hijeryny zazakley avy, dia hozy aza asaina miditra eo hozy ilay dokotera raha lehilahy, ataoko ahona no handrara dokotera ami'nny asany fa dia niditra ilay gyneco dia noteneniko hoe io madama io hono hoa tsy te ho consulternao dia hozy ilay dokotera belge izaho hozy manao ny asako nefa juste aza hoe manontany fotsiny raha misy tsy metimety na ohatr"izany fa vao lasa ilay dokotera dia niansto telephony ny vadiny izy sady mangovitra ohatréireny hoe nahavita fahotana mahafaty ireny dia teo no ho eo dia tonga ny vadiny naka azy amin'io tsy avelany hosokafana ny rideau fa sao hono hitan'olona ny tarehiny, dia tonga dia tonga daholo ny infirmère rehetra sy ny gyneco nijery azy tao dia nisy vazaha vavy infirmère izany niteny hoe ami'nny sisa hoy miteraha ianao any atranonao satria hono elle fait ça pour Allah, dia lasa reo nefa amin'io ny zanany vao teraka 1 andro sady bisy temperature kely fa dia naleony nody, je trouve ça c'est trop
23. atmos ( 14/07/2004 12:39)
zany kosa aloha tsy mety mihitsy e, za wa tena efa leo an'ireny mihitsy. Mandreraka be ahy ny mieritreritra sy mahita olona "borné" ohatr'izany
24. peluche ( 15/07/2004 09:45)
tsy maintsy ohatran'izay rehefa voan'ny dogme religion,lasa borné ohatran'ny voalazany atmos
Ramaso/ tsy kristianina ny temoin fa mitory ohatran'ny kristianina koa,te-hanaparitaka ny fivavahany ary manenjika izay tsy mitovy finoana aminy.
25. hendry ( 15/07/2004 11:31)
Marina fa misy foana ny cas extreme ohatran´ny voalazan´i titakely.
Fa ngah voatery hanery ny hafa hisaron-doha na hanaraka ny fombany izy raha misarin-doha @ toeram-piasany?
Zao manko, misy ankizivavy eropeana mbola mpianatra zay manana sipa arabo, dia lasa nivadika ho musulman koa ikala tsy antery fa sitrapony. Lasa misarin-doha izy, hatr@ nanaovany sarin-doha dia manana olona foana izy indrindra @ resaka fitadiavana asa. Ohatra hoe: mitady asa @ resto izy dia tsy avela miasa manao serveuse ohatra fa hitan´ny olona hono izy misarin-doha fa ilay asa misitrisitrika any an-dakozia no ampanaovina azy. Dia gaga koa aho hoe dia maninona raha misarin-doha izy?
26. ari.malala ( 15/07/2004 13:15)
T@ film documentaire koa no nahitako cas ohatran'io notantarain'i titakely io, fa tena ny an'zareo zany mintsy, tsy maintsy vehovavy no mijery sy mitsabo, zany aza mba nandeha dokotera fa ilay t@ télé izay tsy mahazo mankany @ dokotera ry zareo fa tsy maintsy any an-trano no miteraka fa manjary miboridana imason'olona hono...
27. ari.malala ( 15/07/2004 14:37)
hahaha! ramaso, angaha moa misy an'izany? tsy haiko alo na inona no mampaninona @ le miboridana refa hiteraka ê! fa dia izany hono ê! tsy fombandry zareo fa voararan'ny inona tsy haiko..
28. atmos ( 16/07/2004 14:14)
Ka rehefa tsy mety miboridana eo imason'olona izy, de hiboridana aiza? sao de tsy manala akanjo koa rehefa mandro ao @ douche? hihihihihi
29. xxx ( 19/07/2004 11:33)
tssss
vazaha taiza no nanafina ny maha-kristianina azy t@ ny fanjakan'ny ranavalo.Taiza no nisy misionery tsy nitory?
Manana zo ny vehivavy(@ maha-olombelona azy),hisafidy,tompon'ny tenany.
Toa maivana be mihitsy zany fisainana sasany zany. 8O
30. booboo ( 26/07/2004 08:06)
ié !
31. xxx ( 26/07/2004 10:12)
manaja ny mahagasy hono ny vazaha:?: oviana zany :?: keviny ilay olona mpisolelaka ny sasany zany,zany ve no mba zavatra azo t@ tantara voavaky,tsy aleo tsy namaky
32. eliana ( 02/08/2004 03:49)
Tsy resak fifanajana ny saron-doha na ilay mesure noraisina hanalana ny saron-doha fa noho ny zava-nisy taorian'ny 11 sept. Amin'izay dia hita tsara ny endriky ny olona fa raha ao anaty sarondoha dia somary miafina ka mety hanararaotan'ny sasany mpanao terroriste izany endrika izany. Izay fotsiny no antony .. eo ihany koa ilay resaka hoe laicité de la société !

Izay ny fahalalako azy

Eliana
Qc
33. booboo ( 02/08/2004 06:36)
xxxxxx>tsy azonao ny raha tian-dramaso tenenina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0852