Ny asa eny ambanivohitra marina ve tsy natao ho an'ireo nianatra eh

21. pitchou ( 17/08/2004 11:30)
afatsy rehefa handeha hiasa ny maraina! amboteiazy vao any @ 5km alohan'ny ville!
22. fijo ( 17/08/2004 20:18)
efa isokatra izao ny lalana malalaka be ka.
23. py ( 17/01/2005 09:33)
Ny asa rehetra amiko dia tsy misy izany hoe hoan\'ny nianatra na tsia fa miankina @finiavan\'ny tsirairay sa aleonareo mitaingin-tamboho rehefa tsy mahita asa birao? sady koa ianao anie raha nianatra tsy hoe raha hitovy @ tambanivohitra tsy nianatra ireny ka handray tain\'omby sns... fa mba efa mampiasa fitaovana toy ny hoe manao gan-tanana ohatra e!
24. fijo ( 19/01/2005 22:34)
izay mihintsy ry akama
25. cynthia4 ( 22/03/2005 03:19)
Exode rural :::

Comme un prêtre qui ne veut pas continuer l'évangélisation après 11 années d'engagement. On dirait qu'il ne veut pas aller à la campagne pour l'évangélisation. Youpi and youpssssss

Dans tous les domaines, ça se montre et se démontre facilement. Manque de conscience ... la personne en question est en manque du sens de responsabilité !

Apilisy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1748