Tao am-piangonana

1. onlyspik ( 03/07/2004 15:02)
ahoana no nahafantarana fa ao am-piangonana ny elefanta?
novalian'i bekintana ny 12/03/2005 07:26
2. booboo ( 03/07/2004 18:50)
tsy ao anatin'ilay 2cv tsony izy
3. kitjo ( 04/07/2004 08:33)
hitan'ny mpiangona!
4. bichette ( 05/07/2004 09:51)
satria misy mitsoka trompeta ?????
5. fijo ( 05/07/2004 23:45)
io voalazan'i bichette io.
6. atmos ( 06/07/2004 13:04)
ka ilay elefanta no nitarika ny fotoana sy nitoriteny e
7. atmos ( 06/07/2004 13:05)
ka ilay elefanta no nitarika ny fotoana sy nitoriteny e
8. ramoul ( 16/07/2004 13:15)
tsy amoy ny placa ao am-piangonana fa lasan' le elefanta dôly.hihihi
9. bekintana ( 12/03/2005 07:26)
nisy dian'tongotra be tao an-tokontanin'ny fiangonana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0398