Pessimistic ny gasy
21. kitjo
(
01/09/2004 04:25)
fatsoraly>> fa maninona no dia manambany olona tahaka izany? fa raha petite mine angaha heverinao fa vidina volamena ao Dabolava ve hitovy @ avoakan' ny mines ao Ilakaka sns ireo? fantatro raha ny valeur-n' ireo zavatra ireo fa aza manambany olona tahaka izany ianao,
marina fa tsy anjarany iznay dia izay resahina fa tsy asiana fanambaniana oh zao. Toy ny milaza fa ireo operateurs ao dia ambany hoe izay no takatry ny sainy. Fa heverinao "petite" araka ny filazanao angaha io? Ko raha tsy vato kolonjy izy ty.
Ilay hevitra aloha tohanako na tsy fantatro aza izany olona izany fa ilay fanambaniana mitsy no tsy mety.

22. fatsoraly
(
01/09/2004 05:48)
Tsy manambany aho sanatria fa ny marina no noteneniko: "petites mines" no takatry ny sainy dia dedaka nifaninana t@ teknisianina sy nidongy nankany Afrika Atsimo.
Izy no te hanala baraka ny tenany any fa tsy izaho sanatria. Ny tenany afa-baraka efa safidiny fa ny firenena soloiny tena no mahamenatra.
Neveriny fa mitovy @ ilakaka sy Andranondambo ary ambondromifehy angamba izany hoe "mining industry"
Ireny no tokony alefan'ny mpanao gazety.

23. fatsoraly
(
02/09/2004 23:02)
tsara izany. @ izay mety hihena koa ny pesta rehefa tsy misy intsony ny "lava-boalavo"
24. kitjo
(
05/09/2004 13:02)
fatsoraly> samy manana ny maha-izy azy ireo fa izy no diso lalana. Fa tsy hoe mining ao Ilakaka sns dia hoe "kely" na ambany na tsisy dikany oharina @ volamenan Dabolava sy izay mining hafa.
Ngah koa heverinao moramora ny manao an' io na hoe mpanao volamena koa enao dia hahay mitrandraka vato?
Samy manana ny valeur-ny ireo na ny mpivarotra anana eny antsena aza. Fa tsy hoe mety ho nianatra Mining Industry ndray i fatsoraly na geology dia hoe ambony io fa fatsoraly manko ato tena manao "etalage de fahamboniavana" @ zavatra rht mitsy izay hainy ka ambany dol ny an' ny olona oharina @ azy.
Aza manome fanafintohinana ho an' ny sasany fa manima fiarahamonina.
Fa tsy mine angaha moa ny fiasana vato? Ka raha mampiasa irony fitaovana lehibe irony ve sy miditra @ resaka pierre industrielle ohatra na atao oe cabochon saphir sns ireny aza, tsy efa mivadika ho " mining industry" ve iznay sa izay nianaran' i fatsoraly ihany no azo lazaina ho izay sokajy izay?
Vitaiko amzay fa lasa resaka personnel dol ny hiafaran' ny resaka @ fatsoraly.
Tsy mahay noho ianao aho ka sao fanina eto anaovanao fampiderana :^)

25. fatsoraly
(
05/09/2004 23:10)
izaho aloha tsy nianatra an'izany sady tsy mahay "lava-boalavo" e :-D
mba ampianaro aho kitjo ah! fa tsy adin'ny voalavo kamo an (tsy ny lavaky ny sasany ihany no idirana)

26. kitjo
(
06/09/2004 09:27)
Ianao ange no miseho mahay eo e! Ambany daholo izay rehetra ankoatra ny hainao.
D izoa ndray mody tsy mahay ambadiky ny fanambaniana koa fa lava-boalavo....lava-boalavo aloha raha ny fitrandrahana vatosoa "ny sasany" e, fa manivana volamena mavesabesatra mandritra ny fotoana maharitra vao mahazo ny azo ao.
Arakarany io fa samy manana ny valeur-ny hoa.
Samia fts maka izay tandrify azy, samia mampandroso ny azy fa io fifanenjehana io ihany.....

27. fatsoraly
(
06/09/2004 23:33)
fa angaha misy fifanenjehana izany koa e? hahaha. Saka sy voalavo izany? kalamina fotsiny oa fa aza mora sendotra. Raha tsy hoe angaha i kitjo ilay nidongy nankany Afrika Atsimo dia mety ho voatohitohina manokana raha izany tokoa. nefa inoako fa tsia?
8)
8)
28. kitjo
(
07/09/2004 09:31)
hiihiihih, oadray, haninona any aho?
tsy idirako izay diany tany sady efa laziako fa marina ange ny hevitr' i fatsoraly hoe tsy tokony tany znay olna znay e.....soa fa tsy fantatro koa!
Tsy ilay olona no resahina fa ilay filazanao manambany mitsy ny asan' ny sasany eo anatrehan' ny zavatra hainao.
Lany manenjika sy manaratsy ny an' ny sasany fts ny fotoana.

29. crrlanto
(
25/09/2004 19:53)
voaraiko daholo ny hevitra, 70% NY HEVITRA DIA toe_tsaina no tena mibahana @ fandrosoana ,tena pessimiste ny gasy no ankabeazany ,nefa misy ihany optimiste ihany fa tsy afaka manao zavatra ,ohatra fontsiny ,raha misy zavatra kasainao atao,ka sendra mba ambaranao olona dia ny valiny betsaka dia hoe sao de..... tonga dia any le izy .Za dia miombonkevitra @ filoha ravalo ,fa izay no sahy nandray risk teo @ fitatanandraharaha,ohatra fontsiny,ny fisokafany @ firenena matanjaka hafa ,ankoatran,y frantsa,tsy mbola nisy filoha nahavita an,izany,Io dia mandeha tsikelikely ny fialana @ frantsay , fa io firenena io no tena vato nisakana sy nanapepo ny gasy ka nahatonga azy ho pessimiste,tsoriko fa tsy tongatonga ho azy ny toetsaina pessimiste fa novolena .Betsaka ireo mpanao plotika gasy izay tsy mivotra ny toetsainy (efa niresaka t@ mpanao politika iray zay aho ,dia niteny mihintsy io hoe :isika gasy na oviana na oviana tsy afaka miala @ lafrantsa fa tsy mety io ataon,ny filohantsika io fa jereo tsara aoriana kely) manenjika ny fitondrana mihintsy , noho izay toetsaina vaovao entina izao
30. steph02
(
14/07/2005 10:04)
na pessimiste ny gasy na tsia dia ny fantany dia misy mpitondra ny firenena izay milaza fa mahay anjarany no mitady vahaolana sady izay no nanakaramana be andry zareo amiko tsy hoe vita ny lalana dia mandeha ny fiainana ary izaho manokana tsy afaka ny ho optimiste aho raha vao misokatra ny masoko ny maraina ka mitazana an'ity ville ity mahantra loatra sy maloto nefa feno 4x4 ny arabe