Tantaran'i M/car

1. booboo ( 02/07/2004 08:51)
Tsy haiko oe aiza no tokony hasiana ity raha ity dé nataoko ato.
Mba teneno dôl oe zay fantatatry ny tsi 1-1 momba ny tantaran'i M/car ? na t@ vanim-potoana inona na t@ vanim-potoana inona.
Sôtra mialoha ô
novalian'i tsiaa ny 25/02/2005 11:03
2. maintsokely ( 02/07/2004 09:08)
Sarotra be ny fangatahanao. Izaho mahalala misimisy fa tsy fantatro hoe aiza no tianao ho tantaraina.
Afaka mifanoratra isika raha tianao dia mba mitantara izay fantatro aho.


Maintso no fanatenana
3. booboo ( 02/07/2004 09:26)
sôtra indrindra
4. kitjo ( 02/07/2004 09:39)
Ataovy eto iarahamahita d booboo manao avocate e!
5. mimich ( 02/07/2004 10:18)
tena lava be izany ry booboo a! tsy ho vita eto
6. nikopol ( 02/07/2004 10:34)
Misy mahalala ve hoe inona ny antony niantsoana an'i Madagascar hoe Madagascar?
7. booboo ( 02/07/2004 10:39)
mimich>ka zay vita eto ihany ara tantaraina défa tsy maninona angé !
8. kitjo ( 02/07/2004 12:46)
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=22590&r=8&d=2004-07-02

io aloha misy iray momba ny vazimba

nikopol> tsy haiko izay fahamarinany aloha fa ireo andian' olona tao Macassa ( Indonesie) nankany Dago, tsy haiko tsara oe oviana no nizara roa,
Ny iray nankany Dago ary namorona ny fanjakana merina rehefa maro2 zareo....
Ary ny iray kosa nankao Afrique du Sud ( Cape town)

Ny tao Dago d natao an 'io Madagascar io,nalaina avy t@ le oe Macassa , tsy haiko ny dikany an
Ary le ao Cape Town dia notazomina oe Macassa h@zao.

Angano angano....
9. booboo ( 02/07/2004 13:17)
Ny niantsoana an'i M/car oe M/car a, dé t@ faran'ny XVè siècle tany ho any, dia nisy nosy iraika izay nantsoin'ny érôpéana oe " Madeigascar " ( hita any any cartes-dry tanàna io ), eo atsinana'i Afrika. Ny portugais dé niantso azy oe Sao Laurençon, ny frantsay oe île Dauphine, fa niova ho Madagascar ireo fiantsoana ireo taty aoriana : ny mponina t@ faritr'i Fort Dauphin iny défa nantsoin-dry zareo oe " Madagascarois na Madécasses ".
Misy histoiriens sasany indray milaza fa ny oe M/car dé avy @ oe Madegasy na Madagasy =Les premiers occupants de l'île ( teny malais na afrikana ) =Pays des Malagasy.
Fa t@ andron-dRadama 1er, rehefa nanitatra ny fanjakany izy dé mbola tsy nitondra ny anarana oe M/car M/car fa mbola oe " izao rehetra izao " na " izao tontolo izao", dé ny anglisy no nanome azy ny anarana oe " roi de Madagascar ".
Zay no nahatonga an'i M/car ho M/car. Lava e ? hihihihihi
10. kitjo ( 03/07/2004 04:15)
mmhhhh
melsi booboo....
11. bichette ( 05/07/2004 06:33)
ANTSIRANANA

Portugais iray atao hoe DIEGO DIAZ no nandia voalohany tamin’ny 10 aogositra 1500 ary nomeny ny anarana hoe « St Laurent » (nom du saint jour) ary tamin’ny 1506 ilay portugais iray hafa atao hoe HERNAN SUAREZ; ka nahatonga ilay anarana hoe DIEGO SUAREZ

Afrikana,aziatika, eropeana sy avy any moyen orient no tena fototry ny mponina any.

« 2è baie du monde pour sa superficie» 156km , izany hoe aorian’ny an’i Rio de Janeiro ary alohan’ny LES SAINTES (Guadeloupe) ary tafiditra ho isan’ny « plus belle baie du monde » ( google : les plus belles baies du monde)

Tanàna manantantara, touristique. Ahitana ny « plage ramena » izay mampalaza azy. 20 km miala ny tanàna, Misy baies mahafinaritra maromaro toy ny baie des Dunes, baie des Pigeons, baie des sakalava, baie de tonnerre, baie des cailloux ary misy lagon atao hoe Mer d’Emeraude tena paradisa kely mihitsy hi ! hi ! hi ! fasika fotsy tsara.

Taloha anisan’ny faritanin’ny Mahajanga dia nahaleon-tena tamin’ny 1 janoary 1957.

Aoka ny namana mipetraka ao Diego no hanohy ny tantara. Ny hafatro kely fotsiny : mandehana any fa tena tsy anenenana mihitsy.
12. fijo ( 16/08/2004 23:27)
misy vanimpotoana maro ny tantaran'ny madagasikara ka raha misy tianao ho fantatra manokana dia izay hanontaniana.
13. booboo ( 17/08/2004 11:44)
momba ny vanim-potoana " Darafify " no tiako ho fantatra bebe kokoa raha misy afaka manazava. Sôtra ô !
14. fijo ( 17/08/2004 21:31)
tsy tantara io fa angano ka mahaiza aloha manavaka azy roa ireo.
15. booboo ( 18/08/2004 08:54)
fijo>marina angano io, na zany aza dé efa nosokajian'ny historiens ho vanim-potoana iraika ao @ histoire de M/car io raha io. Tsy ilay @ maha angano azy no dinihana fa ilay raha miafina ao ambadik'ilay tantara !
16. fijo ( 18/08/2004 21:25)
tsy azoko mihintsy izany.
17. tsiaa ( 25/02/2005 11:03)

Marina io angano io?? aiza kosa e, taiza no nahenoan-dranganhy an'izany?? ha ha ha!:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3572