hevitry ny nofy

21. ikaretsaka ( 07/07/2004 05:41)
manonofy anao matory de manonofy... mahafa bizana be
22. yonikafopl ( 07/07/2004 19:31)
za matetika manonofy maty dia izaho ihany no miandry ny fatiko eo , dia miaraka milanja ny fatiko amin'olona koa aho, dia mitomany eo koa, ary tena midradradradra hono hoy ny olona ao an-trano, ary rehefa voalevina ny fatiko dia taitra aho, dia ohatran'ny gaigigaigy eo aloha vao tonga saina, tena tsy haiko mihintsy hatramin'izao izay dikany fa efa im'betsaka izay.
23. wawawa ( 07/07/2004 19:41)
Film horreur
24. fijo ( 07/07/2004 22:42)
izay ilay voalazan'i jhouhl
25. lanto ( 09/07/2004 07:58)
yonikafopl> zah mpanonofy ohatr'izany mihitsy !
Manonofy mihinan-kena (ohatry ny hoe lanonana) hisy maty ?
Manonofy oul hoe matavy sy nihafotsy de maray hono le oul, de ny mifanohitra @ izay salama.
Manonofy zaza dongadonga sy fotsifotsy midika vokatra tsara @ zavatra atao, dia ny mifanohitra aminy ratsy.
Ny manonofy rano kosa dia misy ifandraisany @ fananahana, reny, fifandraisana @ reny sy zanaka foana ! Dia arakaraky ny paozin'le rano hoe mahery, tony, mazava, mavo sns izany no hi-interpréter-na azy !
Manonofy manapaka (na tapahina) volo na hoho : mahatsapa fa mihena ny pouvoir de séduction-nao. raha manonofy lasa lava volo be izany de nihananja ! lollll (mihamanja sao dé hoe nadra indray !!!)
Ndaso louny hitady injay !
26. yonikafopl ( 09/07/2004 20:30)
oufffff tena mpahalala ny hevitry ny nofy mintsy njy ty lanto ka,
27. ikaretsaka ( 10/07/2004 01:13)
ny manofy matory no tena milay indindra.. afa-bizana double
28. BEDOGAIGY ( 04/10/2014 10:46)
Raha manonofy misy rivodoza maina be tsy misy orana nandravarava trano maro dia manambara inona azafady mba valio zay mahay?
29. hery ( 05/10/2014 21:45)
Fa ahoana no nifohazan'ity resaka ity 10 taona taty aoriana ry BEDOGAIGY?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5973