Raha ny gasy moa no teo @toeran'ny vazaha

21. pitchou ( 09/07/2004 19:13)
ie! ny vazaha tsy tia misasa! tsy ny vazaha hita aty ihany fa ny any koa an! angamba lafo loatra ny rano any d tsitsina mafy ko!
fa raha isika no teo @ toeran'ny vazaha d ho tsy nandroso sahala @io ny tany amin-drizareo, ary mety ho voazanaka ny taniny! (fomba iray nandikako ilay fanontanian'i kally manao hoe inn no efa mba vita ho an'ny firenena io)
22. yonikafopl ( 09/07/2004 20:36)
sariaka91 marina io tsy tia misasa io ka! aty @ tanin'ny vazaha ange zahay no milaza io e! sa ny arabo moa tsy vazaha kay kou hi hi hi hi
ny ranomanitra no atao manentoento.
aiza kosa ry pitchou a! dia tena tsinontsinona mihintsy izany ny gasy kou, tsy mahavita azy
23. sariaka91 ( 10/07/2004 18:07)
asa karazan\'olona inona izany arabo no ifaneraseranao izany. Izaho tsy mahalala arabo aloha fa ny ahy resaka vaza = frantsay no teneniko. Tsy mbola nahita olona tsy mandro be ranomanitra izany izaho eto @ manodidina ahy. Aoka tsy généraliser-na ny sokajin\'olona fa diso be izany ! Toa manao resakiny be fialonana fotsiny.
T@ izahay tany Dago, maka bus, fofona izany an ! Ny helika, ny vava
ny hatsembohana tsy lazaina intsony... Asa, iza @ izany no tsy misasa. Any koa sady ny rano tsy dia misy isaky ny tokantrano.
Fomba fiteny ny hoe \"balayer devant sa porte\" avant de se mêler des affaires des autres.
24. lanto ( 10/07/2004 19:52)
hafahafa mihitsy ity lohahevitra ity ! tsy hitako loatra izay handraisana azy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0325