soa toavina maha malagay

21. kitjo ( 03/07/2004 04:23)
Eo nddra ny olana ange satria eritreretin'ny sasany fa izay no mariky ny fandrosoana e..
Tsy ny teny ihany io fa na ny fomba aza.
Raha misy le ankizy miarakaraka ireny ka miarahaba olona manao "tompoko" sy le manaja ireny e, d esoesoin'ny sasany oe "zanak'antitra"....ppffffffffff

Io ange ilay niadiana ny anaovana fanagasiana e. Tsy oe akory atao @ teny malagasy ny fampianarana, fa atao mifanaraka @fomba sy ny zava-misy rht ao Dago. Toy izany ny fampianarana teny malagasy,tsipelina sns......

Tsika nge no ho tavela eo satria tsy hahay tanteraka ny azy kanefa ny an'ny tena nananana ko nariana. Izy mahay bdb!!!!
22. kitjo ( 03/07/2004 04:24)
kally> mitovy ayr tsika sy ndroky teooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6757