teo anilanao a rasipa no natositosikao

21. akamatiana ( 21/06/2004 11:05)
ikaretsaka , hira vaovao ve io , tena tara njay za zany marina , tsa mbola fahenoko io, mba ampenaro ana io ikaretsaka a
22. unik ( 21/06/2004 13:37)
ikaretsaka> lol! sotra fa fankaherezana an i joda daoli zany !
alao tohizana lé hira> tsoum tsoum tsoum!!!! to ni latsahambaratra aho nandray ny tarasinao!!! ... tsoum tsoum tsoum!!!!
nilaza fa tsy mety tsouny ny hiarako aminao!!! tsoum tsoum!!
23. booboo ( 21/06/2004 14:01)
unik>hihihih milay kosa ilay izy misy ilay tsoum tsoum a !
24. akamatiana ( 21/06/2004 14:35)
unik > waaaaaaaaaaaaaaw favy an
de mba ampenaro wa zay fa inn ary ty , tsoum tsoum tsoum
25. pitchou ( 21/06/2004 16:24)
ra-ex o! misy fitia tsy mety maty fa mifikitra ao am-po e! ... fitiavako anao tsy ferana o! manditra tsy hay lembenana o! maditra raha kobonina e!
26. mumu ( 21/06/2004 20:09)
masika kosa nareo reto klé!!
aza mba voa iany wa!!!
27. akamatiana ( 21/06/2004 20:37)
mumu iza njay zo masika eo , ka tsy hira kous ve reo ataonay reo e
28. unik ( 21/06/2004 21:18)
mumu> hira manala sorisory akia reo a!
29. fijo ( 21/06/2004 22:55)
ra ex kopakopa tanana sisa hifanaovanaaaaaa
30. ikaretsaka ( 22/06/2004 06:02)
lasana any enao eeeee


tsy maninotsymaninona tsy maninona tsy maninon'eeee
31. samoina ( 22/06/2004 07:13)
ô rasipa nilaozako iny e e Badoum!Badoum!
Ilaozak'enao f'az'omena tsiny Titititititi !
De v'louma mandra-pihaona Badoum!Badoum!
Aza tomany fa mbola hiaona Titititititi
Aaaaa iiiiiiie e e ÔÔÔ Iiiiiaaaaa (2)
32. mumu ( 22/06/2004 07:16)
betsaka kosa ny manana talenta eto an!!
hihihihi
33. angie ( 22/06/2004 08:41)
Joda> misy ny sipa tsy mety adino fa iny ex toi iny tena aleo hiala ao anaty progs mandrakizay fa tsy milay. Raha ato ihany moa izy dia aza asiana sira intsony na ny resaka eto aza tsy ilaina fa mandany fotoana fotsiny. Tsy milay tena tsy milay tena tsy azo atao namana akory fa tena tsy milay... tandremo ihany ry namana ny ol hiarahana fa misy tena mivadika horreur.
34. jhouhlambout ( 22/06/2004 08:58)
35. akamatiana ( 22/06/2004 12:57)
angie> zany an , marina ve io lazainjy io , hi hi hi
joda > koun wa fa nga hita ato @ namana kou nga ra -ex zay houn
ra-ex > inn ary ty manarakaraka an'i joda ity , efa lasan'oul ane ny fony houn e.
36. booboo ( 22/06/2004 13:01)
dé veloma hono antsoinyyyyyyyy
fa ny fony tsy any intsony
fa raha izy no antenainaaaaaaaaaaaa
dé ny kintana isaina
37. akamatiana ( 22/06/2004 14:24)
veloum houn antsony
fa ny fony tsy any tsony
efa lasan'oulkafa
ilay fony voaratra ve ????> ho an'i ra-ex io a
38. unik ( 22/06/2004 15:02)
ra_ex>raha toa tsy tamana intsouny enao mandehana re!!!
ou ouou ouou!!
mahazoa ngahy ndriana mikata sady mikopilé!
aza asiana eritreritra ny amiko fa tsy maninn !!!!
39. booboo ( 22/06/2004 15:35)
zay mahasoa ny fiainanao re banjinin'oooooooooooooooo
40. nathanael ( 22/06/2004 16:00)
ra-ex> leo za,eo ialahy, tsy tiako intsony inao hoa (ô ô)
Tsy anenenako ny vita, any an-kafa za mahita, (ô ô)
Dj Sissi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0103