Teny mamy
1. angie
(
16/06/2004 08:42)
Efa henonareo ve lay hiran'i Tovo teny mamy sy ilay zafinjhaony ao @ RVG tena tsara an.
novalian'i fijo ny 11/11/2004 20:46
3. angie
(
16/06/2004 11:15)
ka le version'iza no tian'i mumu?
Ny ahy alou lay zafinjhaona tena hatsiarovako any any @ tanana e. hihihi

6. fi
(
16/06/2004 13:51)
Milay be le tia tokoa fa le duo n'i Tovo sy Aina "Ho ahy sy ho Anao" no tena mbola milay tsara.
7. olly
(
16/06/2004 14:46)
za koa vo nanomboka tam'ty herinandro ty no lasa tia tovoj'hay :)
oh tsara ny hirany ka .
oh tsara ny hirany ka .
8. yonikafopl
(
16/06/2004 16:32)
le hirany aloha mahafinaritra daholo e! izy koa tsy ratsy rahateo hi hi hi hi
9. ikaretsaka
(
17/06/2004 03:46)
oadray!
HO anny mpitendry gitara dia sol ny cle dia ampidino moramora mamonjy octave

10. chipie1
(
17/06/2004 08:26)
nena samy tiako daolo na ilay zafinjaony na ilay iray . Mafinaritra ilay hira sy ny tonony. Mahay ilay mpamorona ilay hira.
15. yonikafopl
(
18/06/2004 15:43)
ny ahy Tovo j hay aloha no tiako kokoa e!
nefa samy gasy ka samy tohanako ka
nefa samy gasy ka samy tohanako ka
16. mumu
(
18/06/2004 20:24)
angie version 1 iany no haiko!!
nena alou Tovo e!! fa milay ny feon'ilay mpihira an'ny Ambondrona an!!

17. nyeja
(
31/10/2004 17:34)
teny mamy tianareo be ve iny :P ,
misaotra anareo e ny tonony moa dia an\'i Ny eja fa ny feony kosa dia an\'i tovo j\'hay, mbola maro ny hira nosoratako saingy ao ny nomenay sy tovo j\'hay ny mpihira hafa tahaka ny hiran\'i bodo \"fenonao\" , \"tsaroany\" ny tonony Ny eja ny feony tovo j\'hay, ny vaovao farany dia vao namorona hira ho an\'i nanie koa Ny eja mitondra ny lohateny hoe \"satria tiako ianao\", dia aza adino fa ilay album tia tokoa dia misy sanganasan\'i Ny eja roa : \"nofy lalina\" sy\" aza avela\" .mazotoa daoly mankafy ny kanto tena malagasy azonareo tsidihana ny tononkalo eto serasera diapenin\'i Ny eja an . :-*

18. nyeja
(
11/11/2004 04:42)
:lol:
matetika dia efa vonona ny feony na ny tonony dia eo vao atambatra ny hira ho tsara rafitra, maharitra ora maro sy andro vitsivitsy izany ary asaina henoin\'ireo olona maromaro aloha vao azo tohizana dia ireny hira mandeha henonareo ireny ny vokany..

19. ikaretsaka
(
11/11/2004 04:51)
ary iza ny \'sombin\'ny ain\'i ny eja\" no vise-na tamin\'io hira io e? dia niova ve izy?
Mba lasalasa ny saiko e!
Mba lasalasa ny saiko e!