SONDAGE
1. jhouhlambout
(
15/06/2004 15:50)
Selon vous, le Rap Américain, en général, est:
- pourri
- pas bien
- audible
- bof...passable
- pas mal
- bien
- très bien
- génial
- le meilleur style de rap jamais connu
- pourri
- pas bien
- audible
- bof...passable
- pas mal
- bien
- très bien
- génial
- le meilleur style de rap jamais connu
novalian'i tsaragasy ny 18/03/2005 22:31
5. donemaskit
(
15/06/2004 18:53)
misy tena milay : JayZ, Snoop, WarrenG, ... be dia be koa no tena nandra ka : pas mal (indrindra raha comparer-na @ europe !!!)
8. angie
(
16/06/2004 07:33)
Na ampidirina fotsiny aza aho hijery concert rap ampiana glace au fruit de la passion plus frais de déplacement aleoko ihany mandeha milomano...hihihi
9. angie
(
16/06/2004 07:35)
Fa na izany aza kay toa tokony alefa be be kokoa any fianarantsoa any io rap io fa tena miady any, aty aminay io tsy lany match.
13. alz
(
16/06/2004 11:32)
Misy tsara ka. Ny ahy LL Cool J no tiako indrindra fa ireny efa ela ireny aloha e.
Ho ahy kilongany dia : Bien e! (raha ampitahana amin'ny Rap misy eran-tany).
Ho ahy kilongany dia : Bien e! (raha ampitahana amin'ny Rap misy eran-tany).
18. angie
(
18/06/2004 08:43)
Fianar na Bira no mety @ io e hihihi
ny ahy wa na vola be aza tsy tiako. Raha azoko atao ny manala le hira rap b d b ao RVG dia esoriko mihintsy. Ny azoko atao dia esoriko ny volume rehefa hitako fa ireny no hira milahatra eo.
Fa zany akory tsy midika hoe tsy tsara ny objectif-ny satria ireny dia natao entina milaza ny tsy rariny matetika, fa le rythme no tsy miady amiko e. Za efa antitra ka zook love ireny no tena tiako: Fruit de la passio ohatra hihihihi

20. tsaragasy
(
18/03/2005 22:31)
avy any amerika daholo anie ry zalahy ny niandohan'ny rap sy rn'b eh, sady raha tsy azonareo ko izay lazainy dia tsy tena miditra tsara le izy eh. fa ireo no tena mahay azy eh