fausse couche!
1. xxx
(
15/06/2004 09:29)
inn marina ny atao hoe fausse couche sy ny symptôme retra?
novalian'i fijo ny 17/08/2004 22:15
2. xxx
(
15/06/2004 10:01)
Raha miandry vohoka ka mararirary lava ny kibo ary mahatsapa havizanana matetika dia aza mihambahamba fa mankanesa any @ urgence maternité ! Dokotera ihany no mahita fa aza atao vazi2
3. xxx
(
15/06/2004 12:03)
k ra tsy miandry fa efa bvohoka,ka marary foana ny lamosina sy ny tanana,oh reny ol tsy ampy magnésium reny nefa tsy nibata entana firy,sady marary lava no crampé sy voly foana ny tongotra aman-tanana d inn tokony atao??
4. bichette
(
15/06/2004 15:38)
fausse couche, raha toa ka afa-jaza nefa tsy tonga volana, ny famantarana azy koa dia raha mimsy rà , marary kibo araky ny voalaza eo ambony. Raha misy "contraction" nefa tsy tonga volana akory dia mila mandeha urgence sao manao fausse couche
6. fijo
(
15/06/2004 21:35)
mihinana spasfon haigana dia hilamina e.fa mankanesa ihany any amin'ny radoko an.
8. ari.malala
(
16/06/2004 11:36)
ilay manao dokotera tenany aloha tsy mety fa ny manatona dokotera ihany no tena sur ê! Ireo efa voalaza ambony ireo ny symptôme ny fausse couche ê!
9. fijo
(
16/06/2004 22:57)
ka iny anie manpilefaka fotsiny ilay contraction fa radoko ihany no tena mahatsabo e.
14. fijo
(
21/06/2004 21:44)
izay ihany no tsara indrindra fa aza miandriandry izany.aina io fa aza lalaovina.