Mahavariana

21. xxx ( 02/07/2004 19:43)
Tena tsy mamely ireo ONG international ireo eh.
22. jaombilo ( 04/07/2004 12:29)
variana aho n'jery ny resakareo.Izao zaho Jaombilo vao nahita ty resaka ty.samy manana ny marina nareo na tsilan na fatsoraly sns... fa laviko anao ry xxxxxx.@ izao fahasahiranana be izao, ireo ONG ireo anie no mba ahitan'ny bandy nahavita fianarana tao @Sciences,Agro,Gestion ..Geograp.hirika kely mba hialofana é!Raha tsy izay dia lasa Jaombilo mitovy amiko ny ankamaroan'ny bandy, ny sipa tsy haiko intsony.Sa tsy marina zany?Aleo mihinankely.
23. booboo ( 04/07/2004 15:50)
ié !
24. kitjo ( 04/07/2004 16:24)
Dia aleo mihina-kely zara raha mihinana eo foana ve nefa izy mihinam-be ?
D refa azony aby ze ilainy d amzay na le "kely" nohanina teo aza tsisy tsn.

jaombilo>> io tsy te hivoatra sy tsy mitady fiovana fa aleo mihinan-kely io ihany no tsy mampivoatra ny tanana na zavatra tsy mety zao aza. Rehefa hita zao fa misy "be" hohanina fa miampita kely fts d oe zatra miafy fa aleo mihinan-kely.
Mihinan-tsy fihinana moa ny farany ngamba zay vao tonga saina ko!!!!!
25. xxx ( 05/07/2004 00:36)
Ny lehilahy leisy ry Jaombilo tsy boka erintaona an. Raha nianatra ianao dia mba ampiasao hamoronana ny fahaizana fa aza manaiky ny ho mpiasan'olona lava izao.
Hitako tokoa fa betsaka ny nianatra tany amin'ny siansa sy agro, geographie nefa toa te tsy te handray ravin-dena daholo fa samy tia latabatra ka izay ahitana latabatra no maha-maika.
Mba tokony jerena sy ataontsika filamatra ny ankizy avy amin'ny Poly samy mikonokonona PMI sy PME daholo na mafy aza ny fitadiavana lalam-barotra.
Asa anao Ramalagasy fa nampianarina hanao fangatahan'asa hatrany ianao, ka aleo mitady asa toy izay mamorona asa.
Ny angady marina koa moa tsy natao ho an'ny nianatra eh
26. zandrinifijo ( 21/10/2004 04:19)
tsilan> soa iany aza fa tsy zany \'rajako bà\' zany no lany filoha. raha tsy zay efa lasa parc zoologique madagasikara ray manotolo.
27. mumu ( 21/10/2004 10:14)
:lol:
28. fijo ( 21/10/2004 20:13)
eishe.
kitjo>marina io voalazan dry io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1941