DIA AHOANA EH!

21. fijo ( 11/06/2004 00:18)
ilay universite ihidy aloha dia sarotra hoazy,satria maro anie no hafaka mampianatra any e.

ny serasera ny ahy no tsindriko kely ny tsy fahampiany.eo no tena mila hezaka satria raha mazava amin'ny olona anie ny zavamisy ,tantiny io e.
22. tsilan ( 11/06/2004 17:10)
Ny ahy ho'a dia izay manao fampielezan-kevitra ny hampahantra sy hampijaky ny Malagasy indray izao no hofidiako amin'ny manaraka, satria ny mifanohitra amin'ny lazaina foana no tanteraka eto Madagasikara eto.
23. fijo ( 14/06/2004 23:36)
dia mahazotoa mifidy ary fa izahay anie ka na ny hifidy aza tsy azonay atao aty e.
24. kitjo ( 15/06/2004 17:04)
tsilan> tadidiko io,hihiihhi
fijo> sao d tadiavin zareo tsy ho gasy tsn ary nareo..... tsika manko e

moi> tsy diso toi fa anatin 1 volana manomboka hiakatra ny fmg k, efa manaraka ny theorie zareo sady efa miverin-dalana @ fanapaahn-kevitra diso teo, ataoko efa mandeha @laoniny daholo amzao fa zay vao tena oe "miandry"

Fa le oe hanidy universite aloha ttttsss, ko ra tsy fivarotana epicerie izy ty kooo
25. jhouhlambout ( 15/06/2004 21:55)
... Ntsss.... anjay kosa....... :(
26. fijo ( 15/06/2004 23:26)
miandry aloha isika izany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4937