ity ary ny site vaovao ahitana ilay izy

1. joda ( 05/06/2004 05:43)
http://gasy-en-string.skyblog.com

dia gasy ve no fijerinareo an'izy io

jereo haingana sao fafany
novalian'i mcfy ny 02/07/2004 10:55
2. ralipo ( 05/06/2004 22:11)
Kay!!! tena mbola any @ rond point sy ny tournant angamba ny olona (cf: hatsikana sy lalao) ka tsy misy mi-comment na tsy te hi-comment otran tsy gasy aloha ireto izy tsy haiko aloha e!
3. hery ( 07/06/2004 07:32)
Fangalam-pierin'ny blogista zany... efa nesoriny sahady lé izy ra-Joda a.
4. ari.malala ( 07/06/2004 09:29)
tsss! zay v ranga tara! efa tsy voasokatra intsony le izy!
5. jhouhlambout ( 07/06/2004 09:33)
Tonga dia voafafa... tsss.... Angamba tena tsy fampiseho masoandro mihintsy ilay izy!!
6. angie ( 07/06/2004 10:10)
za kou tsy nahita intsony fa inona anefa no tao e???
7. kitjo ( 07/06/2004 10:27)
tena nisy ilay satria vao avy nametraka an io Joda nanokatra serasera aho le teo @ voalohany teo tonga d ni click tany

lazainy fa sipa gasy maro2 hono zareo miara-miasa, misy oe Rasoa,hihiih
D tsisy hita ny tarehy fa d ....string.......

nisy sary 7 teo angamba tao anatiny fa tsy gasy mitsy aloha raha ny volonkodiny no nojerena e

K nareo ange erfa week end tsy mba misy mamangy mitsy ko aiza ary
8. joda ( 07/06/2004 10:44)
io fa mbola mandeha ka
http://gasy-en-string.skyblog.com

jereo haingana
9. ari.malala ( 07/06/2004 14:27)
tena tsy mandeha intsony ê! tara fôna zay
10. jhouhlambout ( 07/06/2004 14:41)
ié, maninona raha tsy asiana fotoana fixe eto dia tonga dia mi-clik fotsiny sisa vao tonga ilay fotoana?
11. joda ( 07/06/2004 14:44)
mbola mandeha ry zalahy a

ery ambony le hoe jereo eto io clickena mbola tsy nofafany
12. fijo ( 07/06/2004 22:55)
efa vita fom e.tara daholo ny pokona
13. hendry ( 10/06/2004 09:17)
Zaho ve rangahy tamin´ny asabotsy oainina kely mihitsy fa niaraka tamin´ny namana maontina be zay, zaho tsy nahalala fa dia ni-clique, gaga be ilay namako hoe inona ity site jerenao?
Ny volonkoditra aloha amiko dia tsy gasy e.
14. jhouhlambout ( 10/06/2004 10:56)
ERROR
The requested URL could not be retrieved

--------------------------------------------------------------------------------

While trying to retrieve the URL: http://gasy-en-string.skyblog.com/

The following error was encountered:

Connection Failed
The system returned:

(61) Connection refused
The remote host or network may be down. Please try the request again.

Your cache administrator is univ-r@ulpmm.u-strasbg.fr.



--------------------------------------------------------------------------------
Generated Thu, 10 Jun 2004 11:12:29 GMT by Univ-R (Squid/2.4.STABLE7)
15. joda ( 10/06/2004 11:29)
hendry
ha ha ha
16. fijo ( 10/06/2004 23:11)
tratra izany i hendry fa mpijery zavatra an.ih,ih,ih
17. jhouhlambout ( 11/06/2004 05:52)
hihihi
18. hendry ( 11/06/2004 16:08)
mpijery zavatra inona moa fa ny lien napetrak´i joda no no-cliquer-ko.
19. fijo ( 29/06/2004 22:09)
ny olona ngaha mahalala izay joda any fa ianao tratra no hitany.oooohhhhhhh,mpijery zavatra oooo
20. rambofrau ( 01/07/2004 19:05)
404 not found,try again in a few minutes.SSSSSh! fampiesonana fotsiny ,fa maninona no mora fafana eh? ta anao aminy eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2528